Vous êtes ici

Salama daholo , lehilahy 30 taona no manoratra, 5 ans de mariage, 5taona aty aoriana de niova ny vadiko na ny fomba fikarakarana vatana na fikarakaran tokatrano (2 ny zanakay) , izy mo tsy miasa fa ao antrano fa de sorena ianao miditra ny trano avy miasa ny hariva , na sakafo ts aenonao tsirony , tena toroy hevitra mba hanovako azy fa vao miteny enao de lazainy fa tsy fitiavana. Ividianana akanjo mba hampijejo azy ts anaovany fa le tonta iany , tsitako ze atao ry zareo mankaleo ahy tena mifanohitra t@ izy taloha vao nahafatarako azy izy. Mety mbola hiova ve ? misaotra anareo mamaly sy manoro hevitra

Par : kalie
ka lazao azy zany zavatra
ka lazao azy zany zavatra rehetra lazainao zany e, afaka miresaka tsara anie nareo e, tsy hitako hoe aiza ny olana , miaraka mitady vahaolana anaty tokantrano
Par : mafy
Bonjour, Misaotra anao namaly
Bonjour, Misaotra anao namaly efa natao ny fifampiresahana fa miafara amin'ny ady ilay izy. ny valiny de oe tsy fitiavana ana ny anao, maita vehivavy tsara any ivelany sy ny maro ts voatanisa. Misaotra
Par : pouneta
Ny dikanzan v d lasa ts tinao
Ny dikanzan v d lasa ts tinao tsony iz satria lasa manao akanjo tonta? satria lasa ratsy ny sakafo andraony? tsy fitiavana zany ra amiko. Afaka mifampiresaka aminy fotsiny ianao oe inona no antony mahatonga azy manao anzan, fa ra oe miena kosa le fitiavanao anaz d diso ianao. Ninona na inona zavatra mitranga ao anaty tokatrano, tsy tokon iena zany ny fitiavana. au contraire az tokon itombo fona satria tena oe mifampitantana ao anatin'ny fiainana
Par : Vony
Hay ve mba misy lehilahy
Hay ve mba misy lehilahy marary ny amzany e, tena tia enao. Fa zao, sao reraka izy am fitadiavana sy ny zazakely, ampio izy e. Mandehana mampiaraka kely d lazao azy ny zavatra mety mandiso fanantenana anao. Mba anaovy surprise izy e, ivdiano akanjo na kiraro na ento any am coiffure. D mfapresah fona e, aza kiivy fa mila anareo mifankatia ny ankizy
Par : Rams
So d mba elah kosa lesy no
So d mba elah kosa lesy no misy vehivavy hafa manintona anlah le?
Par : mafy
Misaotra anareo @ torohevitra
Misaotra anareo @ torohevitra rehetra fa dia ho andramako. @Rams tsy aiko na influencé à vadin'olona aho fa tena mba mahafaly ana ra mba mianjaikanjaika , tenue cool , mampiseho hoe mbola tanora otran vadin'olona rehetra ny vadiko fa dia ny au contraire(ts sanatria oe ampirisika azy hanao sexy sns). Ny atahorako dia ho lasa ra Neny tsy fidiny eo ka hiena ny fitiavako fa enga anie mba tsy izay no ho zavamisy ary iezaka ny hitia azy aho
Par : mafy
Ra ilay hoe mifampiresaka
Ra ilay hoe mifampiresaka tena mihevitra izy fa tsy fitiavana, lazainy fa mahita critiquéna, tsy tia azy intsony. Normal ve ohatra ra oe enao ao antrano foana dans la journée de tonga enao @ hariva dia laoka endasina le vita maikamaika reny no atao, ary ao anaty herinandro io in 3 na in 4. vao miteny enao de ady. Misaotra e
Par : TEO FOANA
Mafy>>miarahaba anao,vevavy
Mafy>>miarahaba anao,vevavy ny tenako mitaiza zaza 1 sady miasa,tena miteny anao za fa tsy mora io mitaiza io;tsy fantatro nareo na manana mpanampy na tsy manana ,fa za nanana mpanampy fa ireo zaza ireo ra mbola eo koa ny reniny dia tsy manaiky an'iza n'iza zany izy,5ans zao ny zanako,nisy fotoana za otran vevavy tsy navatena satria atoandro miasa,mandray zaza refa tonga any antrano,am alina miaritory refa maditra ny zaza,entre naissance jusk'à 3ans ny zanako tena otran vevavy tsy mavatena za saingy zao vao manomboka mba mihetsiketsika kely satria zay le zaza vao ts micolle be tsoun.Conseilko;tsy mora io mitaiza io ary indrindra ny vadinao tsy miasa dia vao maika izy tsy dia epanouie loatra,soit comprehensif.Refa lehibebe eo ny zanakareo miverina ihany ny fikarakarany tena.Dia courage eh!za vao teo ampiterahana dia efa nahatsiaro fa ra zaza tsy tia RAD miteraha hahita;tena 5ans nitaizana za fa tena nahita vao tafavoaka tamzany 5ans zany,tiko lazaina de tsy mora ny mitaiza fa mahareta kely fa tsy mandrakizay io
Par : XYZ
Tsy niova ny vadinao fa lasa
Tsy niova ny vadinao fa lasa "ROUTINE" ilay fiainanareo. Raha mitohy ary izany dia hisy olana lehibe mihitsy. Maka fotoana ianareo roa dia miresaha tsara, ianao angamba mihevitra fa ohatra ireny film romantique ireny ny tokatrano? Diso izany ady no hiainana ao ka mila mifampiresaka sy mifankatia foana
Par : Gagaah
Mety tsy zakany ilay rythme e
Mety tsy zakany ilay rythme e. Mifampiresaha tsara refa tsy eo ny ankizy. Sao tsy ampy tambitamby kosa izy dia kivy tanteraka

Pages

Ajouter un commentaire

3 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.