
Vous êtes ici
Manambady aho, tratrako nampirafy ahy izy, nifona Tamiko dia namela azy aho, afaka tapabolana ndray dia tratrako fa misy vevavy hafa miaraka amin, mbola nifona ihany izy dia namela azy foan ah.. Nisy fotona nefa nisy zavatra ts nifanarahana tato an trano dia tezitra mafy aho ary nopahopaiko b izy. Tezitra moa izy dia novaliny koa aho ,lasa raikitra ady b ilay izy ka noroasiny izay sy ny zanako, za ts nety nande... Ny ampitso nangataka niresak tamin aho ary nilaza izy fa okzay ny aminay fa tsofiny rano aho ande, mbol ts nety ihany aho..
Lasa izy nande tany Amin RAD tany dia ts niverina nody natory tato an trano...
Maraina dia nitongavany fokontany teto aho fa nilaza tany ono izy fa vonovonko tato sns...Gaga fotsn aho..
Za moa narary dia torana teny an dalan teny dia no entiny ny olona teny amin hoptaly, Tonga teny izy ts norarahin akory.. Nilaza moa dokotera fa hoe Mila makaina b fa tady ivoaka ilay zaza ao an kiboko.. Sns.. Sy miasa saina b..
Teo moa ilay vadiko taminzay ary naheno tsara.
Body tato an trano izahay, ts norarahiny akory aho fa lasa Izy niakatra tany amin RAD, za nefa mbol ts nisakafo sns.. Nendrasana ts Tonga mints.. Alina NY andro voa Tonga nanatitra fanafody sy vola fa hoe ande ho any tamatave ono izy mianakavy anao vacance. Kepoka ts nahateny ah.. Marihako fa ny volako tato anaty poketrako taminza ilay narary tany amin hoptaly noraofiny daholo , ary notakiko dia nilaza izy hoe fa adalany ng ony namparary anah? Izy ng ono Te harary.. Ts niteny tsn ah fa tohana tanteraka ny foko .. Roofiny akanjon dia lasa izy..
Atraminzao moa izy ts mbol nody fa hoe lasa nanao vac izy mianakavy..
Ts mb miantso anah mb manontan hoe efa manaona aho ,ts mba miantso na mba iresaka Amin zanany ary. Za moa bevoka io efa forceny fona anala Zaza. Za ono ts te anao fisa any. Tao anaty io adinay io koa dia Tonga teto rainy nandroaka anay fa azy reo trano fa Mila miala ato zay 3mianaka..
Ny rafozako sy ny zoabaviko moa dia zarany ary misy anizao satria Dia tsapako mints fa rzareo mamporisika ilay Vadiko
- Créé par le 30/03/2019
- Connectez-vous
Pages
Ajouter un commentaire