Vous êtes ici

vehivavy no manoratra, en couple, samy efa maty vady, samy efa mananika ny faha 50 taona, samy manankajanaka iray, ny tsy hitovizana dia ny ahy efa lehibe ny zaza, ny azy mbola kely, izy te hiroso amin'ny fanambadiana, za tsy te hiroso, ny antony dia ny fahitako ny fahasarotan'ilay fitaizana ilay zaza, tsy de nanao ezaka intsony aho fa nipetraka tamin'ny coin-ko, mi ha mihena ny hafana-poko, mi ha mihena ny fitiavako, ho voatazona ve izao fiarahana izao?

Par : kalie
ka tsy enao ihany no mahavaly
ka tsy enao ihany no mahavaly izany , refa tsy mety aminao moa le situation de atao ahaona moa , fa nefa mila manazava zany am le olona miaraka aminao enao mba tsy hampisy fifandonana be , fa aza asarotina be koa le izy e, efa mangatsiaka ne le fitia de mangatsiaka ho azy eo fa aza de ivakiana loha be zany e.
Par : Anonyme
Any aminao ny baolina hoy ny
Any aminao ny baolina hoy ny mpitia fanatanjahantena. Rehefa ao ilay fitiavana, tsisy tsy vitany. Rehefa absent koa zay a. Tena c'est l'enfer.
Par : Anonymous
Tazomina atao inona moa ny
Tazomina atao inona moa ny fiarahana rehefa ilay hafanan'ny fitiavana no tsy misy ? Sa hoe ny vavan'ny olona no mahasadaikatra ?
Par : diaaona
Dia atao inona tohizana
Dia atao inona tohizana rehefa tsy hivady e? Tsory ny marina dia samia manaja tena , manjary ao anaty fanambadina vao hifandrirotra
Par : teo
tsy voatery hoe hivady kosa
tsy voatery hoe hivady kosa koa aloha vao mifankatia ee, ny efa eo ary be no te hisaraka. Teneno aminy ny hevitrao ka raha tsy mety aminy dia tsofy rano kosa aloha izy hitady vehivavy mety hanambady azy e
Par : anonyme
Andro kely efa sisa iainana
Andro kely efa sisa iainana io ve r'ise dia hitady problème an, ajanony refa tsy mety, tsy misy sarotra izany, fa tsy ao vo ifandritaka dia hisintaka sns
Par : Bera Pôlisy
Ny fahitako azy dia samy misy
Ny fahitako azy dia samy misy banga eo aminareo roa no nahatonga anareo hiaraka. Tsy fitiavana no misy, fa karazana filàna hiaraka aman'olona hameno io banga io fotsiny. Avy eo vao mahatsapa fa hay ilay fitiavana no tena tsy misy . Tsy ny fananan'ilay ankilany zaza mbola kely no tsy mampandroso anao @ fitiavana, fa ilay fitiavanao mihitsy no tsy AGAPE. Tsara raha mifampitso-drano satria lasa vesatra ho anao io raha tohizanao. Ambarao mazava fa tsy tia azy ianao, fa aza atao hoe : satria ianao manana zanaka mbola kely dia tsy tiako. Handratra ny fony ianao, kanefa tsy izay no tena zava-misy. Mirary soa
Par : anonyme
Mbà tsotra re tompoko am
Mbà tsotra re tompoko am fiainana, tsy an-tery ny zava-drehetra. Miresaha tsotra rehefa misy zavatra tsy mety aminao, tsy vokatry ny fonao. Firifiry ny mpivady mifamono satria efa hita fa tsy mifanaraka mbola mijanona eo iany, ianao mbola tsy tafiditra indray ve no hiditra amin'ny pataloha tery? Ataovy izay hahafalifaly re a

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.