Vous êtes ici

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

Par : efamadame
Amiko tsy votery tsy
Amiko tsy votery tsy fahampian'ny firaisana no mahatonga ny olona hivoka ny tokatrano. Raha vao lasa "devoir" léizy fa tsis ftiavana intsony rava hoazy lé tokatrano, tsisy oe lalàna mamehy sns. Raha mbola mifankatia tsis leo zany, mila pimentena kely koa léizy e. Raha fanambadina forcé na par raison (taona mandroso sns) aloha dia logique raha hampirafy ny ray na ny roa mihitsy aza après quelque temps
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Ny fanambadiana tsy niorina
Ny fanambadiana tsy niorina loatra t@ fitiavana izany ,fa nifototra be be kokoa t@ zavatra hafa (harena,voninahitra na hataitairana fotsiny fa tsy dia voahevitra loatra,sns....) dia azo inoana ny hanjakan'ny fampirafesana be be kokoa ao anatin'ilay tokantrano ?
Par : efamadame
Voalazanao, fitia AGAPE no
Voalazanao, fitia AGAPE no tena ilaina anorenana tokatrano. Ny mahavoa antsika mantsy matetika taizaina am kolontsaina oe tafita = manambady. Dia teren'ny taona sy te mba hoderain'ny olona dia lasa tokoa. Dia omenao tsiny ary ve lé vadinao raha mifanena amin'ilay taolantehezany? Vakio ange ny Genesisy e, ref mifanena amlé vevavy nalaina tam taolany ny lehilahy dia "nohoraka, oe oay, taolana avy am taolako, nofo avy am nofoko", bref sarotra be ny manazava azy fa ny tanora mbola tsy tafiditra no tena mila ampianarina. Kiraro aza anie misy pointure e, raha tsy pointure anao léizy fijalina mandra-maty
Par : Anonyme (non vérifié)
Marina kosa izany an, tsy
Marina kosa izany an, tsy tokony ny lalàna no mamehy an'io e, dia ifaptory avy eo ref mbilila lé ray, tokony samy responsable. Ref tsis ftiavana dia atovy eo ze fahaizanao na misy vola takn'in aza fa rava io e
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Somary lasa niroana be be
Somary lasa niroana be be kokoa @ antony mahatonga ilay RS ivelan'ny tokantrano moa izany ny resantsika faramparany eto fa tsy maninona izany fa tena ilaina indrindra koa ny mahafantatra azy. Fa eto dia hiverina @ ilay fanontaniana anaty sujet mihitsy aho oe << Inona no mba TOMBONY azo @ ilay fanaovana RS ivelan'ny tokantrano ho an'izay efa nanao izany indrindra indrindra ?>>
Par : lulu68
vehivavy no manoratra , raha
vehivavy no manoratra , raha ny cas ako manokana , ny antony voalohany nahatonga ahy nanao rs ivelan'ny tokantrano an, maditra ny vadiko (misotro lava, manao vevavy , ...) lasa délaissée aho . izany hoe tsy dia nasiany importance loatra ny zvtr ilaiko ... nisy bandy zay , mpiara miasa fa tsy iray etablissemnt izahay, niresaka, izy à l'écoute sy manome izahy manque amiko (affection ny resaka eto) dia niresadresaka teny foana moa.. ny ela maharay 2 ka dia tonga hatr@ rs ilay izy rehefa volana maro taty aoriana. dia hatr@ izao; rehefa misy occasion iny (na dia 1fois/mois ou 1fois/2mois aza) dia tena mamy be foana, otranle ado vao nisipa reny rf raikitra ny rs, mahatsapa hoe tena tiny aho , na dia pour peu de temps aza .... vita izay dia mahazo peps kely ndray aloha hiatrehana ny fiainana andavanandro !!
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
lulu68 >>> izany oe ilay RS <
lulu68 >>> izany oe ilay RS << tena mamy be foana, otranle ado vao nisipa reny >> izany no tena tombony raha mitaha @ RS ataonao miaraka @ vadinao ?
Par : loza aminatambo
manahirana be ary tena
manahirana be ary tena sarotra mba tsy itenenako oe mbola tsisy tonga any @ zany oe fitiavana agape izany ny mpivady, eny e: tsara ny mametraka tanjona fa ny tanjona tsy natao ho tratra (samy hafa ny hoe ho tratra sy ny hoe hotratrarina ): raha ceinture blanche ny manambady dia any @ 50ème dan any ny AGAPE. mipoatsatroka an lulu68 kosa anefa @ fanehoankeviny fa tena mahafehy ny lohahevitra eto. Adino tokoa ny namaly azy na dia efa natomboka novaliana iany aza : ilay oe vehivavy maotina mahavita 69 ny milelaka lava... rehefa any ivelan tokantrano ary bandy impuissant mahavita mampijouir sipa any ivelany : ny tombony dia tsotra : mivelatra kokoa ny saina , ary malalaka kokoa ny fifehezana rehefa manao any ivelan'ny tokantrano noho ny manao @ ao anatiny : fehiny ny tena fahafinaretana no hita any ivelany fa tsy adidy tahaka ny ao an trano
Par : fernandojhon677
Ny ahy indray sendra ny tena
Ny ahy indray sendra ny tena tiko sy tia ahy aho dia najanoko tanteraka ny tao antrano, izahay rahateo koa tsy mifanaraka intsony fa henatr'olona sisa no ijanonana ho mpivady. Lava be ny tantara fa zay no azoko ambara
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
loza aminatambo >>> isaky ny
loza aminatambo >>> isaky ny mamaky ny hevitrao aho dia velon-tsiky foana @ ilay fomba ilazanao azy mihitsy.Ny mahagaga ahy koa dia izao : be dia be ny hevitra mandalo ao an-tsaiko ao fa ny ankabeazan'izy ireny tonga dia asehonao eto . Mahafinaritra ny fandraisantsika rehetra anjara @ fanomezan-danja ity sujet ity. Ary manentana ireo izay mbola te haneho ny heviny na hijoro vavolombelona ,maninona moa ,toy izay efa nataon'i Lulu. Mankasitraka e !

Pages

Ajouter un commentaire

4 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.