Vous êtes ici

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

Par : kala pitsana
rahazahenao >>merci @l
rahazahenao >>merci @l torohevitranao mombanah f ten mety amiko.
Par : mba miteny
ny tokony fepetra raisina
ny tokony fepetra raisina zany de tsy ilaina lotra ny mande ivelan'ny tokatrano satri @volouany otran t@mbola mpisipa iany de mila kolokoloina zan le fitiavana ao atokatrano
Par : anonyme
Zay ange le nisy nilaza teo
Zay ange le nisy nilaza teo aloha oe mila "le bon partenaire" ilay vady e, ilay mameno anao. Za kosa loh tsy d'accord amlé oe ny lalàna mifehy ny fanambadina mbola ambony noh ny ftiavana e. Rehefa tia ange ry zareo miova ny fijery e, na lé vady misavoritaka be iny aza lasa mahfatifaty. Fa rehefa tsy tia (na tonga saina oe nidikizo) d na avy nanao relooking aza lé olona enta-mavesatra fona. Zaza fito tsy mahafehy trano e. Fa raha ny ahy manokana, aleo mifampitsodrano rehefa tsy mifanaja tsony, maro lotra le "mpivady pour la forme", mseho cava be imason'olona nefa samy mangalapinana, aleo rava ny tsena e, farany mantsy ifamindra aretina sy ifamosavy
Par : loza aminatambo
aleo iany alo tsy ravàna ny
aleo iany alo tsy ravàna ny tokantrano fa manjary bedin jesoa avy any nazareta , fa aleo mangalapinana kely de fafàna tsara ny vava aveo . sady horavana le tokantrano , de miditra eo le sipa vaovao , de leo b , de manao sipa any ivelany , de miditra ndray le vao² ....de ainsi de suite : boribory vetaveta ! nga mo io sipa any ivelany io mieritreritra ny hoe ho tian ilay vady rehefa lasa vadiny ? rehefa tena miray trano ange vô hita daolo ny ratsy eny @ vady e !!!!
Par : Nah
Samy manana ny cas-any ny
Samy manana ny cas-any ny olona. Raha efa tsy sambatra kosa ve izy moa forcenao ijanona, mila reciprocité ny fitiavana anie e, sinon tsy nisy dossier de divorce teny am fitsarana na ray aza. Misy ny nanambady faharoa vao tena nahita ny tiny, fiainana dol zany ary samy manana ny fahlemeny. Misy tsy te ho "hypocrite" fa na miaraka dia tsy mangalapinana, misy kosa nefa oe mba apaharitra lé tokatrano dia ny vadibe efa tompony fa ny vadikely koa bdb. Samy bedin'i Jesoa ngamba na ny mangalapinana na ny misaraka, fa misy kosa aleony oa manorina vaovao d mba afaka ny famitahana sy ny fandaingana. Aleo tsy mifampitsara fa samy mbola ho tsaraina e
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 1 week 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Tsy tokony hifampitsara
Tsy tokony hifampitsara mihitsy eto ka ! Samy olon-dehibe mahalala ny mety @ fiainany io,dia samy mba misintona lesona @ izay azo hanatsarana izany eto.
Par : loza aminatambo
ka ny tsara @ le
ka ny tsara @ le mangalapinana ange hitanao any daolo ze toetra sy bika tsy itanao @ vadinao e. de le sipanao ko mba mahita ze point positif nao nefa tsy hitan le vadinao. de le vadinao sy ny sipany koa mitovy @ zany !
Par : kaykosa
Kay kosa, "tsara" ve ny
Kay kosa, "tsara" ve ny mangalapinana? Teneno ny vadinareo ary raha sahy nareo e, matoa afenina dia mety hampiasaraka an, andramo tenenina louh d itanareo eo oe aona ny tohiny. Tsy ravaina lé tokatrano fa asina mpanohana bdb, miaiky anareo za létieh
Par : lavahare
Bref maro amitsika malagasy
Bref maro amitsika malagasy no manana sipa hanaovana RS ivelan'ny vady mba aplamina lé tokatrano, any ny fanalana ny mavesatra efa tsy zaka am kitakita sns ao atrano, satria mahamenatra ny misarabady sady lafo be ny manao divorce. Za loh r'zareo tsy te hanonona ny anaran'ilay Nahary na ny zanany am'zany satria efa fahotana zany "mise en scène" rehetra zany
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 1 week 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
loza aminatambo >>> Mino aho
loza aminatambo >>> Mino aho fa efa maro no efa nahatsapa koa ireto teboka maromaro nolazainao ireto,matoa mihamaro ny miroboka sy tamana @ ity RS ivelan'ny tokantrano ity,Saingy aleon'izy ireny tsy miteny satria masiaka loatra ny fitsaran'ny fiaraha-monina,na dia izay aza no hitan'izy ireny mba mampety n fiainany.

Pages

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.