Vous êtes ici

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

Par : pati
ny tena olana ko ange de ts
ny tena olana ko ange de ts mety oe sady akoho tamana an trano no akanga tsara soratra le vady e! fa de ny 1 @ reo iany no ita ,ary zay iany no maatonga an ny ol manao sipa satri te hanana an az 2 miaraka. nena alo zany de nanova ny fifankatiavanay ny fanaovana sipa . Fa ny fanontaniana mba apetraka : nareo v mba ahatanty ra ireo vadintsika ireo no itantsika manao rs @ sipany r zareo ?
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 1 week 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Izany hono ry zareo a ! Ho an
Izany hono ry zareo a ! Ho an'ireo manambady manao rs any ivelany ,mahatanty ve hono ianareo raha ny vadinareo koa no mba manao ohatra izany ?? Misy mantsy ilay fitenenana oe << izay tsy tinao hatao @ tenanao aza atao @ olon-kafa >>.
Par : sahy
Za koa zany ry zareo tsy dia
Za koa zany ry zareo tsy dia miatsaravelatsih lotra an, refa tsis tsony ny ftiavana mikatso le RS. Ref ita fa tena tsy mfanambina d aleo samy miala e. Zay no réalité fa léizy moa zany ny an'ny sasany aleo sarotsaromana faprafesana lé fiainana efa tsy milamina, d gaga v rah mfanondraka asidra ny sasany avy eo? Ny sasany ndray mfaptory oe maprafy sns? Za nivoka ivelany, satria ef vonona izaka ny vokany, ary tsy nverindalana tsony fa lasa zao, tsy nanenina loh e. Tsy mahay msengage à 2 zany ah na bandy aza kleh
Par : anonyme
Miainga amin'ny fiainana
Miainga amin'ny fiainana potika ao antokatrano ny fahasimban'ny firenena. Mivady fa tonga ny ftona tokony anambadina, avy eo diso safidy na tsy tena mfankatia, tsy ampy ftiavana sy RS dia kzitina tonga any am birao. D maprafy kely fa tsy te o afabaraka oe msarabady, d mangalatra kely any apesana amzay mba misy amelomana sipa, d mvidy diploma fa te iakatra indice.... Zany izy daholo rehefa zatra tsy honnete am fiainana. Tsy ahay hitana ny engagement sns mits ve zany e? Tsy matsiro mits le fiainana rah tsy manao adalana e?
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 1 week 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Ankoatran'ny oe
Ankoatran'ny oe fahafinaretana sy fitiavana ange izany dia misy tombony hafa azo avy @ RS ivelan'ny tokantrano koa e ! dia ny promotion canape izany.Ny vehivavy moa izany matetika no manao azy ity rehefa sendra ny chef na patron tia vehivavy. Ahoana indray ny @ izay ry zareo?
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 3 weeks 15 heures
A rejoint: août 1, 2018
Ho an'i Anonyme 27/09/2019 10
Ho an'i Anonyme 27/09/2019 10:11 Tsy dia mino loatra aho hoe niainga t@ fiainan-tokantrano ny faharavan'ny firenena. Ny firenena resaka fisainana sy politika fa ny tokantrano eo @ olon-droa. Mipetraka aty @ firenena tena mandroso be aho izao (ao anatin'ny G20) ary 21%-n'ny mponina eto @ ity firenena ity no monina eto @ faritany misy ahy. Eto no misy ny taux de séparation be indrindra ary ambany indrindra ny isan'ny olona manambady (2.7 pour 1000 ny taux de mariage @ couple t@ 2018 raha tafiakatra 10 pour 1000 tany @ taona 1940). Ataoko hoe séparation fa tsy divorce satria aleon-dry zareo miaraka fotsiny tsy misy engagement dia misaraka rehefa tsy mifanaraka ary ny ankabeazany, na lahy na vavy dia resaka tsy fitoviam-pijery @ zavatra mety heverintsika fa kely no mampisaraka sy mahatonga fampirafesana. Ary ny resaka infidélité dia tompony daholo na lahy na vavy aty (soa za fa tsy tia vahiny fa aleo gasy mitovy amiko ihany ;-)). Ny fireneny anefa mandroso satria misaraka tanteraka ny resaka fihariana sy ny fitiavana. Na olona faran'izay infidele be aza dia mitady vola hivelomany dia mandroso ny firenena, manampy izany koa ny valeur itaizana ny olona @ fitantanana (tsy misy idirany @ izay fifandraisan'ny mpivady) dia izay ihany. Aoka tsy hotakonana @ fampirafesana ny tsy incompétence-n'ny mpitondra malagasy isan'ambaratongany.
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 3 weeks 15 heures
A rejoint: août 1, 2018
Resaka promotion canapé
Resaka promotion canapé indray tsy dia aty amiko io satria fitiavana tsy mila takalony. Na dia tao @ asako aza no nifandraisako voalohany t@ sipako, ts izy irery no niketrika hiaraka tamiko fa maro be, mpiara-miasa, client, sefo fa tsy nety tamiko ny hafa, na ilay niarahako t2 sipako aza moa efa tsy mety raha fijery tsy mitanila. Nisy vazaha izay manana complexe hotelier any @ toeram-pizahantany iray izay t@ izany nanasa ahy ho avy seule na en famille any fa hiantohany ny fivahinianako (trano, sakafo, fivezivezena any an-toerana) fa izaho kosa no miantoka ny fandehanako avy ao Tana hatrany an-toerana. Noresahako t@ vadiko io dia tsy sarotiny ny vadiko fa nokendrana ho @ vacances dia entina ny ankizy. Au dernier moment tsy afaka ny vadiko nfa dia izaho sy ny ankizy no nandeha. Ny chauffeur sy fiara no nitsena anay teny am-pahatongavana ary io chauffeur io afaka antsoinay 24h/24 saingy tsy tao @ ilay hotel an'ilay vazaha izahay no napetrany fa t@ hotel-na vazaha hafa n******* ary efa nahazo consigne daholo ny receptionniste sy ny olona rehetra ao @ io hotel io hoe invités de marque an'i Mr (Vazaha) izahay. Ny ampitso marainan'ny nahatongavanay dia niantso an-telephone an'ilay chauffeur ilay vazaha nanontany mikasika anay. Nilaza taminy ilay chauffeur fa izaho sy ny ankizy no tonga tany fa tsy tonga ny vadiko. T@ fotoana tsy naha-teo akaikinay an'ilay chauffeur io niantsoany io fa nanafatra fotsiny izy hoe rehefa afaka aho dia afaka miantso azy a n'importe quelle heure. Saika adinoko moa ny niantso azy ka efa alina vers 20h30 aho vao tafaantso. No-proposer-ny hoe halefany aty amiko ilay chauffeur haka anay. Raha niteny aho hoe efa any am-pandriana ny ankizy fa vizaky ny journée fa aleo @ manaraka. Ni-insiste @ zay ny anao lahy fa tsy olana hono fa en sécurité ny ankizy fa tongava foana io alina io. Nanda hatr@ farany aho satria sarotra ho ahy ny handao ny zanako, moa azoko antsaina ny hafaliany vao noteneniko hoe efa any am-pandriana ny ankizy, niampy ny tsy fitiavako vazaha. farany noteneniko izy hoe aleo rahampitso izahay mandalo ao aminao. Dia tonga tany izahay sy ny ankizy dia olona tsy dia faly no nandray anay saingy nomeny sakafo atoandro tao @ restaurant an'ilay hotel-ny izahay. Raha tena materialiste aho na tia manao RS fotsiny dia afaka nataoko ny nankany aminy iny alina iny na hangata-bola aza angamba mbola nomreny ary izany tranga izany dia mbola tao anaty fotoana fohy taorianan'ny nisarahako t@ ilay sipako. Ny nahagaga ahy anefa raha vao niteny t@ vadiko aho taty aoriana hoe nanao sipa dia tsy io vazaha io mihitsy no tao an-dohany hoe niaraka tamiko fa ilay bandy tena sipako satria une fois t@ vao nikoty ahy ilay sipako no nasehoko ny vadiko ny sms-ny juste nilazako hoe misy lehilahy adalam-body mihitsy ny client-nay fa jereo ny message alefany. Ilay vadiko moa tsy dia sarotiny @ izany resaka SMS sns izany dia nimehezany fotsiny t@ izay fa raha vao niteny aho hoe efa nanao sipa dia avy izy dia niteny hoe ilay bandy nandefa sms taminao indray mandeha iny no niaraka taminao ?.. Fehin'ny teniko dia izao: Tsy ara-nofo fotsiny izy io fa raha izany no izy efa nanao marobe aho satria maro ny bandy BG sy manan-katao mikôty fa tena rehefa tsy misy ny ny alchimie araka ny fiteny azy dia tsy miainga izany io eh.
Par : smellnippy
Samia manao ze mampety azy e,
Samia manao ze mampety azy e, zay no tena mety. Ny mampirafy ataovy dia zakao ny vokany ndrindra raha tratra ka tsy manaiky ilay vady, ny tsy mampirafy ndray tohizo ny fahendrena dia pimenteo fona ny fiainana, ny tsy mbola manambady dia mjere tsara vao miditra sao tsy ilay tena silakao no lasa vady vao ho sahirana eo
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 1 week 5 days
A rejoint: juin 19, 2018
Ary ahoana indray ianareo @
Ary ahoana indray ianareo @ ilay tranga hoe na dia ampy fitiavana izao aza ,ao an-tokantrano ao,dia misy foana ihany ny solafaka any ivelany rehefa sendra ny fakam-panahy mafy tsy voatohitra mihitsy . Matetika ny mpiara-miasa akaiky no tratran'izay. Mba tantarao hoe ,ho an'izay efa sendra izany.
Par : pati
mis tko ny oe na mpy zao aza
mis tko ny oe na mpy zao aza ny reetra de mibolila iany e.indrindra sendra an le maso adala zay ary io maso adala io mitsy no mitondra any @ fanaovana sipa: misy bandy zay izao itako mifanena amiko miaraka matetika @ vadiny (sa sipany ??? tsy hitako manao peratr izy aloha) fa maasosotra ana le bikabikany surtout mis karazana fomba fekanjony izay ...ôtran maptehaka zany... dommage le vevavy ôtran mailomailo be zany hihihi

Pages

Ajouter un commentaire

12 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.