
Vous êtes ici
Inona moa izany no tena mahatapankevitra antsika vehivavy hoe manao régime ? Misy miteny hoe matavy ve, sa misy manaratsy ve, sa tsy mahatoky tena, sa refa mijery fitaratra enao dia kiriko mijery ny paozinao, sa ny vadinao mintsy no manaratsy anao ?Ny régime mantsy dia tena mila arahina antsakany sy andavany ary misy dingana maro tokony arahina ary tsy vitan'ny hoe atao indray mandeh fa atao matetika, ary maro ny vokatra ratsy azo avy amin'ny régime ny voalohany indrindra amin'izany ny fampijaliantena tsy hinankanina afa-tsy hanina voafetra, mety ho décalcifiées na tsy hitazona intsony mintsy ny calcium, mety ho reraka lava satria tsy ampy ny akora ao anaty... Marina hoe il faut souffrir pour ętre belle, fa tena sure ve enao fa tsy belle raha toa ka mba ngezangeza ? Ary dia tena hoe tsara tokoa ve ny mahia ?Amin'ny Internet misy an'ireny karazana tableau milaza ny tokony ho lanjanao arakaraka ny refinao sy ny activités physiques ataonao sy ny taonanao. Mba jereo ihany aloha fa sao dia efa ao amin'lay lanja mety enao ka mampijaly tena fotsiny amin'ny tsy antony.Tsy midika akory izany hoe hirobaroba be refa hinan-kanina na tsy hanao fanatanjahantena mintsy, fa misy foana ny azo lanjalanjaina amin'ny atao sy ny hoanina.Raha hoe be kibo enao, sao mba avy amin'lay niteraka ny zanakao no nahabe kibo anao, tsy tokony ahamenatra izany, normale be zany hoe be kibo satria olona manan-janaka, olona niteraka. Ataovy maha fičre anao ny marque napetraky ny zanakao nentinao tao ankibo.Mety misy ny olona vitsivitsy hoe na niteraka 4 ary tsy misy kibo mintsy fa mahiahia foana, efa izay mintsy zany ny toe-batany fa tsy midika akory zany hoe tena ratsy enao eo anatrehany raha toa ka misy kibo sy ngezangeza.
- Créé par le 30/09/2019
- Connectez-vous
Ajouter un commentaire