Vous êtes ici

Vehivavy no manoratra. Mijaly ara-panambadiana aho. Samy miasa izahay mivady. Nefa izao no zava-mitranga. Izaho matetika no tonga aloha ato an-trano satria mpiasam-panjakana ka mirava @ 4 ora hariva. Rehefa mirava dia maka mpianatra izay vao mody. Izay foana no routine. Arakaraky ny embouteillage anefa ny fotoana sns... ka indraindray misy fotoaana tara ny sakafo vao vita. Ary mbola tsy masaka akory dia tonga ny vadiko. Ka raikitra ny tatasika eraky ny trano. Lazainy fa mampirafy sy mihodina aloha hono izaho vao maka mpianatra sns.. IO litania io foana no henoko nanomboka volana avril izay. Asa na inona no antony. Tena leo aho, leo aho. Izaho anefa mbola tsy nampirafy azy izany.
Izao za lasa te hampirafy azy. Ahoana no ataoko. Hitako sy tsapako fa tsy ampy fitiavana lehilahy izany aho ankehitriny. Mahatsiaro misy fahabangana izny ny fiainako. Sao misy ato namaa lehilahy mba afaka hifampizarana fiainana fa tena mavesatra ny lohako.

Par : boy
resaho aloa vadinao fa tsy
resaho aloa vadinao fa tsy solution aloa ny fampirafesana iza
Par : boy
efa firy taona nivadiana
efa firy taona nivadiana anareo de firy ny zanakareo?
Par : Nah
Efa mavesatra ve ny lohanao
Efa mavesatra ve ny lohanao mbola hitady problème am léhilahy hafa koa? Fampirafesana = fahatarana mody, dépense, fanafenana téléphone, mety ho tratra, mety higadra, mety ho potika ny ankohonana. Ny vahaolana dia ny fifampiresahana, varinan'ny rythme mavesatra d adino ilay fitiavana mampifamatotra. Avereno ny sortie sns, mverna otran mpisipa, d itanao fa ilamina tsara. Aza varina miferin'aina
fiber_manual_record rahazahenao
Dernière visite: Il y a 3 weeks 4 days
A rejoint: juin 19, 2018
Flashc >>>> Tsotra be ny
Flashc >>>> Tsotra be ny vahaolana homeko anao ! Mety tsy mba mahazo oroka mamy be avy aminao izy rehefa mba tonga.Tonga dia homeo fitiavana be mihitsy @ izay hitany hoe ahiahy fotsiny ny azy e ! Dia izao koa : tambatambazo izy haka conge 1 semaine,dia mba asaivo ataony indray ilay maka mpianatra sy mahandro sakafo dia asaivo jereny tsara ny ora fahavitan ny sakafo.Mino aho fa mety hilamina ny tokantranonao raha ny 1 @ ireo fotsiny aza no mba andramanao.
Par : leo
ary sao dia izy no mampirafy
ary sao dia izy no mampirafy any na te hampirafy koa dia mody ianao no lazainy fa mampirafy
Par : flashc
@Nah : Tena mila manala azy
@Nah : Tena mila manala azy za fa tsy mtady problème. Tsapako be amin'ny vatako izay filana izay zao. Mi-detendre kely. aloha.
Par : flashc
rahazaenao / Omeko azy daholo
rahazaenao / Omeko azy daholo ze tiany @ vatako. Indraindray aza manao ny tsy fanao mihitsy miaraka aminy fa dia tsy haiko aky a. Ny teny mamy, ny orokoroka, ny feo malefaka feno charme dia manginy fotsiny sady cadeau. Efa entiko ambavaka le fiainanay fa tena tsy mivaha mihitsy le olana.
Par : lozaaminatambo
teneno mihitsy ny vadinao oe
teneno mihitsy ny vadinao oe : miaraka mihitsy izahay s lozaamniantambo ary tena hangezanjavatra zany fa in 4 mihoatra ny anao ny habeny sy halavany ! mitovy @ iny manga hoaninao iny ny haben ny vôniny ! ny ranony bedabe be sady mafana be rehefa avy mipompy adiny 1 tsy ankiato lery ! izy tsy mba misy fofokelika toa anao , sady bokobona tsara mahabatabata ana!
Par : flashc
lozaaminatambo : tena loza
lozaaminatambo : tena loza amin'atambo mihitsy kosa arha izany no hangezany a. Marina tsy ho fouiller-ny ao i foufoune kely hijereny ny lavaka.
Par : anonyme
Manohana an'lé asaina maka
Manohana an'lé asaina maka mpianatra sns izy. Mila tsapany angamba lé rythme. Mody manaova oe madama faux malade, tsy afa-mihetsika, d adabohy eo dol ny rarah sns, omeo azy ny telephonenao amzay tsy miantsoantso d ita eo ze fikany. Zanany tsy possible avelany any apenarana. Alefaso mody ny mpiasa, tena oe aza asina olona azo amikirana e, amzay tsapany tsara

Pages

Ajouter un commentaire

3 + 9 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.