Vous êtes ici

Alohan'ny AHAFATESAN'NY MARARY iray dia inona koa no ataony akoatran'ilay MANGATAKA RANO sy MIERY MISAKAFO be farany iny???

Par : Sasah
Nenay t@ i neny d nanjar
Nenay t@ i neny d nanjar nahasakafo iz! D mahita olona lazainy hoe iz ireo dokotera manao akanjo fots ireo! Ampidiro reo oziz! D otrn n misy atsembohana mivoaka izany ny masokodiny
Par : Naoh
Alohan'ny ahafatesan' ny
Alohan'ny ahafatesan' ny olona marary iray dia ny Mivavaka no tokony mba hatao.Mangataka famelan-keloka @ Andriamanitra nandritra izay andro niainany rehetra.
Par : dédé
njyiii tadidk tamn zanako
njyiii tadidk tamn zanako maty nivadik mainty be iz de tsakoana de ze 7ans ze f n zokiko vo tamn fevrier tss naita nelan aina f ef vatan mangatsik ef tsita nandritr 3andr
Par : vohitra
tadidiko tamin'ny zokiko fa
tadidiko tamin'ny zokiko fa nihiratra tsarany masony nefa izahay tsy hitany dia miresa izy fa tsy izahay koa no resahany manao hoe "fa anga mbola tsy anjarako foana za ko ne efa mba te ho sitrana e" maro be ireo noteneniny fa raha fitinina dia toa nilahatra zany izy ary ora iray tao aoriana dia nahatsiaro indray izy ary nanao veloma tamin'ny feo mahery sy mafa koa taitra ny iray tanana dia nitrena toin'ny omby izy dia tapitra ny ainy. marihina fa efa narary nandritra ny 5ans izy ary efa tsy nisy nofo intsony fa taolana mifono hoditra sisa . madriha ampihadanana razoky mandam an

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.