Vous êtes ici

Slm eh!! arak'io lohahevitra io d mba mangataka ny avis antsika za fa mila manao test allergie ilay zanako kely ( 5 ans).
Tsy afaka sery izy d matetika mande rà orona b foana. Lasa enflé ny amygdale d ndraindray atahorana hitombo foana ka hanepotra azy. Nentina tao @ Docteur Patricia lo (ORL) d nanaraka traitement efa 4 mois teo , tsy afaka ihany ny sery fa ny rà orona no nisy fiovana kely.
Niova docteur ndray, tetsy @ clinique MEVA Nursery Andranoro d nanazava tao ny docteur (allergologue) fa mila atao test d'allergie lo izy halalana ny tsy zakany d ref fantatra ny tsy zakany d evitena ftsny d afaka ny allergie;
Misy milaza ko nefa fa ao @ docteur Paula (allergologue ihany koa)ao @ institut d'hygiène Analakely ko misy fanaovana test d'allergie. Marihiko fa samy mivaly eo noho eo ireo test ireo na institut na Meva Nursery.
Ny nahagaga ana nefa ny prix ani le ao @ MEVA NURSERY efa x5 ny ao @ institut d'hygiène.
Eto za d mba mangataka ny avis anareo,tsy fantatro lo na mitovy hoe 1 ihany ireo test ireo na samy hafa,
ka raha mba nisy efa nanao test tao @ 1 anireo toerana ireo re tompoko na tsy nanao fa mahalala ny momban'izay d mba mangataka avis avy @ nareo za hoe iza no tsara??
mety misy antony b v ilay difference de prix samy hafa be sa resaka commercial ny prix fa ny test iray mitovy ihany?
Merci.

Par : Bera Pôlisy
Mazava be izany tompoko, sady
Mazava be izany tompoko, sady normale be. Ny IHS anie ka an'ny fanjakana e... izay no mahamora azy raha miohatra @ ilay iray. Toy ny différence entre HJRA na Befelatanana sy ireo cliniques privées izany. Toy ny fanafody générique sy ny original tsy hitovy vidy mihitsy. Mety hitovy ny vokatra, nefa mety ho samy hafa ihany koa tsy haiko. Ny hen'omby ritra ao @ Zaymaika sy eny @ Carlton samy hen'omby, fa ny vidiny tsy hitovy mihitsy. Ao @ CMA ihany koa manao test d'allergie. Tsy tadidiko ny prix. Mirary soa

Ajouter un commentaire

17 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.