Vous êtes ici

Vehivavy no mitantara, efa 5 volana ny vadiko no tsy niasa fa zaho iany namelona anay. Efa nanomboka nandreraka ahy ilay situation, indraindray toa te handatsa azy izany anefa mbola nangina aho nilefitra iany.
Teo amin'ny Decembre teo ho eo dia nivoaka ny trano maraina foana izy, indraindray mangataka frais indraindray tsy maka anefa tsikaritro fa misy very iany ny volako mipetrapetraka. Zahay tsy manana mpanampy anefa. Efa kamokamo aho isaky ny mangataka RS izy fa toa tezitezitra aminy zany foana fotsiny aho. Izy anefa tsy niteny fa nangina fotsiny.
Efa tena feno ny foko, ny Zoma lasa teo tena efa hoe vizaky ny asa ary nody tao an trano nangingina be, tsy tao ny ankizy anefa tokony efa avy nianatra. Niditra aho, tena nilamina, manimanitra ny trano ary io ilay vadiko efa miandry ahy eo am salon. Nipetraka aho dia natsipiko kely ny poketra.
Tena nikarakara izy, nesoriny ny ballerine-ko dia nitsangana izy nanotra moramora ny soroko. Tsy taitra aho fa gaga hoe nisy inona aza. Mangetaheta angaha ndry hoy izy? Dia lasa izy nandraraka jus tamin'ny vera natolony ahy. Nanomboka mahina aho (saika tezitra) fa nanondrana tany izy anefa tsy sahy nivaky fa nandinika izay fihetsiny.
Misy surprise ho an ndry ao amin'ny efitranontsika hoy izy. Nilamina be ny trano, feno vola miparitaka eo ambony fandriana. Mbola nihanahana iany aho nahita an'ilay izy. Nibitsibitsika tamiko amin'izay izy: ireo vola ireo atolotra ho an ndry daholo. Nijaly be ndry namelona ny tokantranontsika izay 5 volana izay fa tsy mba nitaraina mihitsy. Efa nahita asa aho tamin'ny Decembre ka zay vao nandray karama. Karama iray volana ireo omeko an ndry daholo.
Saika mbola tsy tonga saina iany aho fa izy nanomboka nisafosafo ahy moramora, toa lasa nahamando ahy tampoka izany ilay safosafo. Narahiko safosafo koa ary novahako ny fehikibony, nidina aho ary tonga dia ninono ny azy. Efa ela aho tsy mando ohatran'izany anefa izy tsy nikitika ahy akory. Hadino tampoka ilay havizanana avy niasa (hihihi). Nalainy ny tanany dia nataony tao amin'ny hatoka, nanaraka moramora izay handefasany ahy fotsiny sisa nataoko. Nosintoniny nitsangana nanatrika azy dia nitohy ny oroka anay. Noraisiny tamin'ny voudiko aho ary notrotrony sady nifanoroka foana zahay. Nobatainy ary napetrany teo ambony fandriana. Henoko nisy iray rovitra zany ilay vola, taitra tampoka zahay. Najanona kely aloa ny safosafo fa nahorina ny vola sady niaraka nivanitika. Tonga saina tampoka hoe aiza ny ankizy, hay efa nalefany tamin'ny mamanay ny ankizy ka Alahady mitsy vao alaina any. Anay roa irery zany ny trano nandritra ny weekend. Dia nitohy izany ny revinay roa tao. Nitsotra teo ambony fandriana aho, novahany ny akanjoko ary nesroiny moramora.
Nesoriny ilay jupe fentiko miasa, nesoriny ny silipo ary tena efa mando tanteraka aho. Nampidiriny moramora ny azy, nampiditra vitsivitsy fotsiny dia tonga. Angamba ela loatra ilay vadiko nampifilaiko fa tena nitosaka be ny azy ary tsy naharitra firy akory. Tsy niandry ela akory anefa fa tonga dia notohizany deuxieme tour. Zaho moa mbola mando, tany anatiko mbola feno ny anazy vao nalefany tany ka nalama be. Nivadika 4 pattes, zaho teo ambony.... tsy tsaroako intsony hoe naharitra hafirina fa teo zay
Faly aho, nanenina kely kizitina lava tamin'ny vadiko anefa soa iany fa tsy nanao vava ratsy taminy mihitsy na efa kivikivy aza.
Sabotsy zahay roa tao antrano, nahandro sakafo natsiro be. Alahady hariva naka ny ankizy dia nitondra azy ireo nivoaka kely. Dia zay ilay fiainana kelinay mianakavy ary tena anatra ho ahy fa niezaka mafy ny vadiko ary tsy fidiny azy ny nanjo azy.

Par : roger kely
dadatoanay ko panao an io
dadatoanay ko panao an io fika io,,,,,ref Mandray vola lery isak ny faran volana dia atakalony ataony billet de 2.000ar sy 1000ar ary 500ar ny kar******* reetr,,,,aparitany erak ny fandrina le vola de atsoiny ny vadiny itsipona,,, lery sad mitifitr avy ato arina mo tatntine sad mitsimpona le vola….feeling dol zan
Par : ma
mahafinaritra ilay tantara ,
mahafinaritra ilay tantara , misaotra nizara
fiber_manual_record papakwel
Dernière visite: Il y a 3 months 2 days
A rejoint: janvier 15, 2021
moral de l'histoire, aza
moral de l'histoire, aza atositosika i ramosé botry fa tsy mbola hay zay hataony mikambana.... ho tahiana ianao raha mihiboka dia ho tiliana ianao raha mivoaka
Par : Vola
Zany oe vo nahita vola zany
Zany oe vo nahita vola zany enao de lena ny fivavinao...vo tsisy vola de maina enao sady kamo...zany ve tsss.......
Par : Olona matotra
Tsara lay feeling .Mazava
Tsara lay feeling .Mazava anie fa ny vola no hozatry ny fiainana ka mahatonga ny stress raha tsy misy mihitsy nefa tsy vitan'ny vola daholo koa ny rehetra .Lay situation tsy ampy izany mahatonga ny blocage fa enfin tsara ny mijery ny couple manan-janaka équilibré ampy RS tsara ,ka tohizo dia ento am-pilaminana foana aza mampirafy.
fiber_manual_record vlp-rln
Dernière visite: Il y a 1 week 3 days
A rejoint: août 22, 2019
Salama daholo, Ny hafatro
Salama daholo, Ny hafatro amintsika manambady, na samy miasa ny mpivady na ny iray ihany no miasa, na iza na iza be na kely karama, na miasa tena na miasa birao na hafa, tsy tokony hanafoana ny firaisana ara-nofo sy ny fifankatiavana ny situation misy. Marina fa indraindray mahakivy ny zava miseho ary mampametra-mpanontaniana , ary indraindray ilay situation manakana ny iray tsy te hanao na manosika ny iray te hana RS. Fantaro fa ny asan ny volan ny tokatrano, ny fiaraha-mpnina dia misy effet amin'ny tsy fahafahana manao RS na manosika hanao RS satria na tohanan'izany ilay faniriana na atosik'izany , nefa ny iray mety tsy vonona fa ny ankilany mitady satria stressé izy ohatra. Tsara ho fantatra koa fa somary manahirana ny mivaky sy mamboraka zavatra manahirana indraindray satria tsy te hampahory ny vady tiana ny ankilany - na ny lahy na ny vavy- Fa ny zavatra tsapa aloha tahaka ny an'ity namantsika ity dia rehefa tonga ny valin-kasasarana dia fifaliana lehibe ho an'ilay "namalahelo" ny manolotra ilay vokatra ho an'ny olon-tiany. Koa aza tonga dia mitsara ny olon-tiantsika isika indrindra ny efa manambady fa raha azo atao dia ezaho fantarina ilay zava-misy, raha sanatria tsy vitan'ny ankilany ny mamboraka ny zava-miseho dia aza forcé-na aloha izy fa ampio izy hanana paix hiantrehany ny zava-misy fa mety hambarany anao foana izany amin'ny fotoana maha-mety izany.
Par : namana_mpitsidika
tonga amin i le mpihira ty :
tonga amin i le mpihira ty : *******ina dol n vehivavy rht.....
Par : !!!!!
Soa ihany fa tsy mbola
Soa ihany fa tsy mbola tafaroboka tam fampirafesana enao zany fa saika nanenina hihi

Ajouter un commentaire

16 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.