
Cc e. Vevavy no manoratra, 25 ans amzao.
Efa ho avy iany ty le 26 ans fa de mbola vierge iany za e. Tsitako zay atao fa za tsy mety mahita olontiana kanefa tsapako fa tsy mety am saiko raha tsy mi-desirer na manana sentiment amle olona hiarahako manao sexe voloany za. Tam réveillon teo nisy bandy nikoty a tao am lay salle fanaovana fety. Nanao manjamanja sy lingerie a tamnio fa ohatran'ny hoe efa tsindriko mandry zany hoe hisy zavatra hiseho. Nifandray ny onde tao am bal dia avy eo niaraka tany am chambre zahay sy lay bandy. De nande ny préliminaires. Somary mamomamo moa za dia izy daholo no nanala ny akanjoko. Chemise kely sy slim no nanaovako de nanomboka nesoriny tsikelikely ilay chemise. Avy eo norohany ny tendako dia nalany tsikelikely ilay soutien. Manify kely moa lay soutien nefa izy maika be de rovitra kely. Norohany ny kiboko, de niverina teo am lohanonoko izy. Anisan'ny fantasme ko io ilay mi-sucer nono io kanefa somary kivy ihany aho fa tsy tena ilay sensation noreitreretiko nony tena tonga ilay izy. Mbola tsy mino iany ny saiko hoe tena ho raikitra tokoa ilay izy androany. Notohizany tany am kiboko ilay oroka, nanakaiky ny patalohako. Avy eo nalany moramora ny patalohako. Tsy niandry ela izy fa nalany koa ny string nanaovako. Teo vao tonga saina aho hoe tena androany zany lay première fois... Nanomboka nikitikitika ny clito ako izy dia somary menatra aho satria dernier jour ny règle ko io andro io. Dia nolazaiko taminy hoe tsy mampaninona anao ve. Tsy namaly izy fa norohany avy hatrany ny f o r i k o. Nabomboka nankafy aho dia somary niala izy hampiditra kapoty. Tsy haiko hoe am fomba ahoana fa toa lasa nivadika tampoka aho ninono ny l a t a k a ny. Mihomehy irery aho mahatsiaro anty episode ty satria somary gaga aho eo ampinonoana azy hoe kay ohatran'ny siligaoma ny consistance anilay b i b i t i n y. Kay ilay izy efa nifono k a p o t y. Hahaha. Nisy fotoana tsapako te hiala izy nefa za nitsetsitra mafy, de farany tonga ny azy. Raikitra ndray ny safosafo sy oroka. Nolalaoviny am tanana ilany ny clito ako sady nitsetsitra ny nonoko izy. Fa nony handeha hampiditra amzay dia henoko narary kely, dia niemotra aho. Dia farany moa najanona mintsy.
Za moa tsy sahy niteny taminy hoe vierge aho sady izahay tsy nifankafantatra akory fa saika hanao ditra fotsiny aho hoe te hanao rapport s e x u el amzay. Nandritra ny 3 volana zay tena reko hoe te ho caliner na be za. Te ho safosafoina. Matetika moa za mi se masturber, fa tena tsapako hoe ilay kitihana bandy mintsy no tsy ampy aliko, ilain'ny vatako.
Rehefa tsy nety aho dia natory zay. Nosakambininy avy ao ariana toy ny sotrokely, hoy ny filazan'ny vahiny. Ny olana ndray, miesona be ingahy rainy, dia tena tsy nahita tory aho. Sady bediabe ny zavatra nandalo tao antsaiko niezaka ny handevona ny zavatra vao niainako teo. Sy ilay vatandehilahy "nu" misakambina ahy avy ao aoriana.
Hany ka lasa nanao crise kely aho saika tsy avy niaina. Niala tao ampandriana aho dia naka rivotra teo andavarangana. Dia avy eo niverina natory. Nony efa hadiva maraina tam 4 teo dia henony angamba aho lay tsy mahita tory, dia hoy izy hoe ao ateriko mody ianao.
Nangataka hihaona tamiko izy ny ampitson'io fa tsy nety aho. Tsy nihaona intsony izahay hatreto.
Za moa zany lehibe tsy nisy ray ary notaizan'ny dadafarako sy nenifarako. Hatramin'ny kely dia tsapako hoe nanana desir ho ahy zany io dadafarako io. Anisan zavatra tena nanaitra ahy tam za 8 taona izy ni insiste ny hampandro ahy dia elabe izy manasa ny fivaviako. Tam za 13 taona nataony french kiss dia tena natahotra be a tamzay satria nenifaranay tao am efitra ambadika. Tena tsy nahazo aina a tao antrano safosafoiny foana matetika. Tena tsy nety nino anefa ny saiko hoe dadafara ve de hanao anzany fa mety zay ve no fitiavandray? Lasa nanana doute foana aho ary sarotra amiko ny matoky sentiment ana lehilahy, hany ka raha vao misy lehilahy mikoty dia ny reaction ako voloany na hoe za ve de tena tin'io fa blague fotsiny zany, na hoe za ve de mendrika iaraka amnio. Hany ka de nolaviko foana izay mba nikoty ahy. Nisy abus maro niainako tam fahazazako tsy ho voatantara eto daholo. Fa zay abus zay mahatonga ahy tena matahotra haheno marary physiquement sy émotionnellement. Hany ka raha vao hoe marary lay manao s e x e voloany de tonga de niemotra aho.
Mba ilako torohevitra aminareo hoe inona no tokony ataoko ialako amzay tahotra zay? Ny tany antsaiko hoe zakan sipakely 16 ans ve de tsy vitako, kanefa refa tena tonga tokoa lay izy de natahotra aho. Sa ve oe satria olona tsy tiako no niarahako no nahatonga ahy natahotra. Raisiko daholo zay commentaires nareo.
- Créé par le 20/01/2021
- Connectez-vous
Pages
Ajouter un commentaire