Vous êtes ici

TSIAMARATELO izy ity kanefa vakiko bantilana eto mba hahatonga saina ny maro. Lehilahy ny tenako izay manoratra, manambady ary manana namana maro efa manambady sy efa nisaraka am-pnamabadiana.

T@ voalohan'ny nidirany @ tokatrano dia tena tia ny lehilahy ka izay indrindra no antony nahatonga azy nampakatra andravehivavy ho vadiny. Io ilay nandrian'ny eritreriny ka nahasahiany nilokaloka fa tsy hitady hafa intsony ary nahatonga azy niala t@ fanaony ratsy mahazatra (ohatra ny fifohana, ny fisotroana, ny filokana, ny fanaovana kisipasipa, ny fitenenan-dratsy, ny fiarahana t@ namana, ny fahakamoana manao raharaha,sns...) ka sahiny ny nilaza izany t@nao olon-tiany fa tsy hiverina @ izany intsony. (Tena sincère io fa tsy misy hevitra ambadika). Io fitiavana io no mahatonga fiovàna tampoka ka na lehilahy tsy mpanao raharaha hatr'izay niainany aza manjary mahavita mipasoka vao mivoaka, mikarakara tena, mba mahandro sakafo sy miantsena, ... manjary lasa lehilahy vonona hiatrika zava-tsara vaovao sy mahasoa mba ho hitan'ilay tiany fa azo itokisana sy antenaina ny @ fiainana rehetra izy.

INDRISY ANEFA, etsy ankilany ny 90%-n'ny vehivavy, milaza fa tsy tia lainga sy fitaka sns... dia manafin-toetra ka tsy hita taratra mihitsy ilay toetra tena manahirana raha tsy efa tafiditra ao anatin'ny tokatrano. Tsy toy ilay t@ voalohany fony vao niaraka, izay mpanao teny mandanto (micharme), mpanome courage sy mitsiky raha sendra mahita fahalemena. Avy @ ny vava no hisehoany: Manjary lasa manao teny tsy ambina sy tsy voahevitra ka mandatsa, maneso, manakiana be fahatany, manivaiva sy manaratsy, mametraka ny tenany sy ny fianakaviany ho ambony noho'ny andralehilahy sy ny fianakaviany, tsy manaja.

IZAO ANEFA: Izahay lehilahy tsy tia an'izany "violence psychologique" izany. Mandefitra ihany ny lehilahy @ voalohany satria mahatsiaro ny nianana efa lasa ka mihevitra fa io vadiny io no tena vehivavy hendry indrindra eto antany ka tsy te hivadika mihitsy fa dia manantena ny fiverenan-dramatoa andoharano. Tsy izay anefa no zava-misy ka diso fanantenana tanteraka ny lehilahy avy rehefa mandalo taona maromaro nisian'ny fifampiresahana aza.

VOKANY: Ireto zavatra 3 ireto no mitranga voalohany, nany iray @ izy ireto na izy telo miaraka ka arakaraky ny lehilahy sy ny toetrany io: 1- Manainga sandry amin'ny vadiny (violence physique), 2- Misotro toaka hanadinoana ny sorisory, 3- Miaraka @ vehivavy hafa mba hitadiavana ilay tsy hitany intsony (nostalgie) raha tsy t@nareo vao niaraka. Manaraka ho azy avy eo ny fiverenan'ireo toetra ratsy, ireo izay efa nilaozany taloha voalaza etsy ambony.

Hany ka tsy te hanao DEVOIR intsony izy fa lasa mahasorena azy ny vadiny satria ilay fitiavana mihitsy no efa potika.

Tsikaritro fa betsaka ny vehivavy milaza ankehitriny fa mitovy daholo ny lehilahy rehetra, tsy tsaroany anefa fa izy ihany no fototra nihavian'io. Raha ny zavatra hitako, dia azo lazaina fa @ ankapobeny dia mitovy daholo rehefa vehivavy.

Alohan'ny hananao réaction @ ity, dia saino tsara izay efa nataonao t@ vadinao t@ teny naloakan'ny vavanao sao mba azo avotana ihany ilay tokantrano efa ho rava. Mandehana mifona any aminy ka miezaha manohitra izay totra izay dia ho hitanao fa hiverina aminao ralehilahy raha tsy mbola nanapa-kevitra izy.

Ny vadiko v hoy ianao? Nahagaga ahy fa izy o tonga saina voalohany t@ ireo zavatra nolazaiko ireo fa tsy izaho. Nanapa-kevitra izy fa tsy hiova t@ ilay fanehoany ny fitiavany ahy taloha. Izy no nanazava tamiko ireo voalazako ireo ka hitako tokoa ny fahamarinany. Tsy te hampirafy azy izany aho na dia mahita vehivavy tsara tarehy sy mahay mandanto lavitra noho izy sns... aza. Mazava ho azy, tsy te hikasi-tanana azy zany aho ary ny fanaoko taloha tsy tiako hiverenana satria tsy mahasoa anay.

Am-bava homana, am-po mieritreritra.

Par : Mpitsikilo
Hotrany marina ihany ny
Hotrany marina ihany ny lazainy ranga ty fa za zao efa manomboka mitady sipa analanazy mitsy fa ra fotsy hotrany mitady iova.mahagaga mihitsy nareo vehivavy ireo fa rehefa tena mba tsotra sy manaja tokatrano ny lehilahy,dia mitady tsy ienona tena izahay,anaovana valibraigina.za makanareo e!
Par : tchuo
mariana
mariana tena aloe mijery hafa @ izay fefa trsy mahavita devoir tokony hataony izy. rehefa fadimbola dia madagolango na rehefa ilay handray karama iny tena marina ny ani rangahy ity
Par : Anonyme
Pfff ! Angano angano, arira
Pfff ! Angano angano, arira arira...
Par : kennedy
ANONYME io zan lay tena
ANONYME io zan lay tena mpanao anzany a
Par : manampitiavana
tena marina 100%
tena marina 100%
Par : Zily
Marina io
Marina io

Ajouter un commentaire

3 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.