Vous êtes ici

Ho antsika manambady izay efa nanao izany.Mba manitikitika ahy ny fanontaniana oe : Inona no mba tombony azonareo @ fanaovana izany ? Tsy ny manao @ vady ao an-trano aza ve no tena lafatra sy ahazoana fahafinaretana be tokoa satria ny fitiavana @izay no tena mampiray.

Par : roger_kely
mis blag anakiray ity
mis blag anakiray ity isitomana ny saintsika andinika mahakasika ity resaka sex extrakonjugal ity pinamana piara miasa ny bandry 2,, dia i A sy i B indray andro sendra nitad an i A tao apiasanany ny vadiny...Gaga be i B ka tafa teny t@ i A nony lasa ilay ramatoa vadiny.. B: Olety e,, efa iny ve les ny vadinla de mbola mavita miodina iany elah le,, sipa sad en forme no manja,,, ra iny les ny vadiko de ts amelako fa petafako fona iny isan andro le.. A: ye,,,, raha iny marina toko lo ny vadinla de ts namelako fa petafako fon ko isan andro e.
Par : Yumi
Henjana be io RS extra io na
Henjana be io RS extra io na ho an’ny lhl na vhv. Tsy vao androany io resaka io fa efa h@ adama sy eva mintsy. Ataoko hoe 95% n ny vhv ary 98% n ny lhl dia efa samy nihinana tany ivelany daholo. Ny antony: Il y a 1000 raisons ary mahita justification daholo. Na dia ataoko hoe samy "parfait" aza ny tokantranon’ilay couple dia mbola mahita fantasme hafa sy excuse hafa hitsaingohana any ivelany foana ilay lhl na ilay vhv. - Oz ny fiteny oe "Ny vady anjara fa ny sipa no tena fitiavana.". Io ngamba no mahafehy azy. Fitiavana no tombony mety ho azo. Fitiavana sexe, fitiavana olona, fitiavana revy....sns. - Fa izao fotsiny. Tandremo sao tratra fa dia samy mi-assume ny conséquence. Sarotra be no manarina sy manamboatra tokantrano voaloto izany. 1/1000 raha misy hilamina zany.
fiber_manual_record Mamina
Dernière visite: Il y a 3 months 1 week
A rejoint: juillet 15, 2021
Slt tt le monde...
Slt tt le monde... zah nisy fotoana nandeha mission tany majunga. izaho nonandeha aloha ary niaraka t@ireo mpiaramiasa afa andeha iaraka mission...ny chf nay tamzay vehivavy ....izaho manoratra ity mo lehilahy.... ref tonga tany majunga moa dia niasa...tsis vady mazava ho azy...nanombok ateo mampiresaka an chf ref ariva ...i chf amnio mody mafy apresahana be f akay izy koa mba otranah ian e..lavitra an ramse....nandeh teny ny andro ny lasa niaraka izahay sy chf ..isankariva avy miasa de manao.... ary chf tena hoe tompony be amle resaka ....niaraka tany nandritran 3 mois manao fon isanandro. mahatonga indroa intelo vo mjanona....aminzao te iverina f tsy mavita e...indray ian d leo....kkkkkkk am manarak ndray ny tohiny z liana .... fa zah mila Chf ndray amzao sod misy ato ...mp mp ny adresse *******
Par : jinjawa
Grave be io mody vehivavy
Grave be io mody vehivavy mody tsy miteny io, renyu no tena tompon Revy sy mahay manao, Expérience vécue, mafy kotiana le sipa (efa nanambady) fa mbola norme bé, fa nandé teni, annaiky ihany fa tyena romotra Ikala, mahavita impiry ref any anaty chambre...nefa de mariée zao izy. Any an -tsaiko za miteny oe, loza ty marina, tena oe loooza!
Par : Legros
@ Mamina> tsy enjana bé ve
@ Mamina> tsy enjana bé ve zany mipetaka chef vehivavy zany! voaroaka am zany an!!kkkkk
Par : ampelamakoa
Raha za anokana aloha teo
Raha za anokana aloha teo aloha somary nagatsika n fitiavana fa aveo nanenina satria le bandy any ivelany azahoana fafiny tsy oe vadinao fa juste plaisir vu ny tena tsy mahazo fafinyy am vady satria iz 5 seconde dia taonga enao manantena mbola fantasme sns nefa ef simba le feeling la rotine de la vie dia adino n fatao tam fahatanorana tam sipa jeune tsika fa lasa makaleo , positionn eo fona tsis zvtr miova s eno f dia otran lehilahy n mahzo fafiny d zay ampela juste manao le devoir à la maison dia zay zany nefa mb mila pimenter la vie de couple fa tsy tafa e dia nefa any ivelany mahazo fafiny tambitamby f dangereux ihany animba tokatrano res body fotsinyy d aona n ankizy fa aleo eretana ao dia miezakk mifantasme irer rf tsis fafiny tson d zay sisa e ...
Par : Anonyme
commentaire *
commentaire *
Par : Inona no tena hitiavanareo vehvav?
Slt! Bandy manoratra! ataovy
Slt! Bandy manoratra! ataovy nareo antsaina nge hoe ******* miady dia mitarika fitiavana. Avy aiza no tena hiavian fitiavan? Ts dia hita loatra ny tena hitiavana vhvav. Rhf vita ny Rs dia lany ftvna. Fa rehf elaela ts manw d be ftvn be. As narw band rah mb mitov hevitr amiko'
fiber_manual_record voromanaga
Dernière visite: Il y a 2 weeks 5 days
A rejoint: septembre 30, 2021
Maro raha hita fa mila
Maro raha hita fa mila mitandrina am zavatra atao na dia fy aza ny trondro ny lela tsy atao jono e
Par : par anonyme
za aloha tena milaza hoe tena
za aloha tena milaza hoe tena tsy mety io na lahy na vavy raha tiana aharitra si handroso ni tokantrano.

Pages

Ajouter un commentaire

12 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.