Vous êtes ici

Efa nisy nampiasa ireny fanagezana filahina ireny ve? De tena misy mandaitra ve izy ireny? Mba omeo conseil ho an izay efa nampiasa. Ar mba afaka lazainareo ve ny voka-dratsiny ho an izay efa tratra? Misaotra mialoha eh..

Par : Anonyme
Izaho koa mba liana fa ilay
Izaho koa mba liana fa ilay pompe à pénis ihany.
Par : Aza miditra
Aza miditra fa za efa
Aza miditra fa za efa nampiasa pompe e, huile e, ..sns. Le pompe aloha ngeza be eo izy aloha refa popina..aveo mifintina kely...le menaka tsy hitako ze tena vokany..nengeza fa tsy naharitra..ny vokany ratsy de lasa précoce be za, na dankitra fa tsy mihenjana tsara..nefa asa aloha ny sasany.
Par : déclin
ny pompe : misintona à
ny pompe : misintona à maximum fa rehefa aveo miverina @ laoniny ihany , akoatra izay raha manify hoditra dia mivoara mena na somary may ny hoditra ny menaka : mampivoraboraka hoditra fotsiny fa tsy misy effet @ hozatra : tsy misy fanalavana possible izany fa mametraka ny halavany normal fotsiny : aveo maha précoce be ny éjac ulation na mapihena ny spe rme
Par : anonyme
Aza miditra am'zany namana ah
Aza miditra am'zany namana ah, rah tena tia anareo le sipa tss olana io na kely aza, fa rah aprevy sipa bobaka b mandalo kosa loha d tantara hafa zay an,
Par : Anonyme
Salama. Lehilahy no manoratra
Salama. Lehilahy no manoratra : marina daholo ireo voalaza ireo fa ny toro-hevitra omeo si za liaa @ voajanahary. Tsyvmianjina @ habeha, halava, bingo na mahitsy fa ny fahaizana miaraka no mitondra sy mibaiko ny fahatratrarana fahafibaretana na tsy misy fahafinaretana @ fitiavana mpifankatia na mpinamana Na olona tsy mifankalala.
Par : Exse
Azo atao tsara ny manalava sy
Azo atao tsara ny manalava sy manangeza ny filahiana amin'ny alalan'ny traitement hormonal mandrapahatongan'ny faha 16 taona. Dila io taona io dia tsy misy na inona na inona azo atao intsony afatsy zavatra roa dia ny chirurgie izay manalava (sahabo 2cm) rehefa tsy mihenjana ny filahiana (au repos) natao hoan'ny lehilahy manana complexe du vestiaire. Afaka atao ihany koa ny manangeza amin'ny alalan'ny injection de gras (tavy alaina eo amin'ny kibo) na injection d'acide hyaluronique amin'ny filahiana. Misy résultat fa tsy maharitra no sady misy risque ihany koa mety hanentsina ny lalan-dra amin'ny filahiana. Ireo ihany no solution misy, ny ankoatran'izay dia fanambakana (arnaque) avokoa. Ny pompe indray dia efa voavalin'ny olona sasany.

Ajouter un commentaire

2 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.