Vous êtes ici

Brésil 1čre équipe qualifié en Mondiale 2018 aprčs Russie.aprčs une victoire a domicile devant Paraguay de 3 - 0 ( coutinho, neymar , marcelo)Aona n mba faitanaareo anzalah reto miark @ TITE eeee!!!!!ez ra judas sy n mpandinika namana rhtr eeeee!!!!!

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Selecao 2018
Bravo aloha e !

Hanjakan'i Brésil ny éliminatoire mondiale 2018 any AmSud.

Fanontaniana no mipetraka :

- Nahazo calendrier favorable ve i Brésil ?

- Niakatra avo be ve ny foot Brésilien ?

- Mihareraka ve ny adversaire ?

- I Neymar mihitsy ve no mpilalao henjana ?

Fa amiko, dia tsotra : Mifoha amin'ny torimasony i Brésil raha any Amérique Latine aloha.

Fa ho hita eo ny hafitsony amin'ny Mondial,

Fa raha azony io Mondial io, dia mazava ny ahy ny teniko :

Neymar entre dans l'histoire.

Azoko lazaina mihitsy fa anisan'ny mpilalao 3 voalohany mahay indrindra eran-tany izy hatramin'izay nisian'ny Mondial izay :

Mon classement serais :

- Pelé
- Maradona
- Neymar

Raha azon'i Brésil io Mondial io.
Par : mise à jour
Ronaldo zao no vedety
Ronaldo zao no vedety Naratra Neymar, asa raha mbola afaka hanohy na tsia?

Ajouter un commentaire

1 + 18 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.