Vous êtes ici

Bonjours daoly,Arak'io sujet io,efa 33eme jours ko zao mbola tsy tonga ny rčgle,natao anefa ny test de grossesse nefa "négative" le izy.Mba mangataka fanazavana ho an'izay mahalala na efa sendra tranga hotr'izao azafady.

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
a 33eme jours mbola tsy tonga rčgle natao test negative
Cc Gagoo,efa sendra anio za tatoato zay(mois d'aout),lasa 35 jours ny cycle,test negatif,fa tonga iany aveo,tsy nandeha dokotera za tamzany fa tsara iany raha manantona dokotera rehefa tsy mampandry saina,fa misy milaza oe resaka hormone iany koa no mahatonga anle regle tarabe,na stress iany koa!mahereza fa mety tsy olana akory ilay izy!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
a 33eme jours mbola tsy tonga rčgle natao test negative
Test any @ laboratoire atao fa iny tena sűr
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
a 33eme jours mbola tsy tonga rčgle natao test negative
efa tratra an'io ny sipako fa 41 jours vao tonga ny regle-ny an! ny test anefa positif tany @35čm jour mahery tany!

efa saika andeha hanao avort no tonga tampoka lé mena :) souvenir koa t@ zany! ouff

Ajouter un commentaire

5 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.