Vous êtes ici

inona kay no azy miandry ra mitory oul ray noho ny abondant familial?

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
abondant
Tsy azoko tsara ilay fanontaniana.

Abondant izany ve tsy hoe bobaka be ? Ka inona no maharatsy ny bobaka be ?

Ohatra : bobaka be ny saosy, bobaka be ny sipa, bobaka be ny fahafinaretana ...

Ataovy teny gasy mba hahazoan'ny maro azy e ...
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
abondant
Abandon angamba no tiany ho lazaina. Inona aloha le abandon resahanao e? Ohatrany nisy publication anao iray efa novaliko ao ambadika ao. Ny abandon familal ou plus précisément abandon du domicile conjugal est le fait pour l'un ou lautre des deux conjoints de quitter le domicile conjugal. Ra izay no mitranga dia aprčs 7 jours enao dia afaka manao notification ny abandon du domicile conjugal eny anivon'ny fokontany.
fiber_manual_record espoirs
Dernière visite: Il y a 3 years 9 months
A rejoint: août 14, 2017
abondant
ie abandon azafady, ra ohatra ka misitaka ny tokatrano ianao noho ny antony samy hafa de inona no tokony ataona au niveau taratasy? mahazo toriana ve ianao @ zany? ary inona no mety sazy miatra?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
abondant
any @ tribonaly no valiteny sur sy matotra indrindra @izany,raha tsy hoe mbola mitady affection eto angaha fa mbola manatena ny hiverenany hafa indray izay

Ajouter un commentaire

4 + 10 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.