Vous êtes ici

Misy cas mitovy amiko ve, avy nisy fandidiana natao dia hita fa misy adhérence be anaty ao (firaiketana taova) miampy "Endometriose". Tsy misy chance intsony hoy ny gyneco @ fiterahana. Dia inona no traitement raha nisy cas nitovy.? dia mbola nahazo zaza ve? Misaotra indrindra @ fizarana

Ajouter un commentaire

2 + 13 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.