Vous êtes ici

Za ry reto nande taxi moto tam atoandro dia itan ny vadiko a, dia tsy mety mino mihintsy izy hoe taxi moto ilay nitondra ahy...tantara be ny anay sy Papa hatramin'izao. Bloquer ny sur facebook sady tsy raisiny mihitsy ny appel ko. Izy nefa no maka ahy mody. Ampio aho

Par : Anonyme
Nanao ahoana Maman. Tena tsy
Nanao ahoana Maman. Tena tsy nihomehy loza koa izaho na sanatria manamaivana ny problème anao fa dia mahalatsaka koa le zava-nisy. Maman kosa sao namihina be an'ilay taxi moto ?
Par : royce
Avia fa ho entiko @ vam
Avia fa ho entiko @ vam indray enao raha malahelo ny vadinao hoe taximoto ve no handehanana. Aza mi compliqué fianana zany.
Par : Lalie
Fa ngah nareo mivady tsy
Fa ngah nareo mivady tsy miaramipetraka no mila appel be sy mp facebook? Raha tsy mbola vady officiel ialao dieny zao fa anahirana, toa lasa vofonja mandendeh enao zany. Fa rah efa vady dia mahaiza mifampiresaka, mila averina ny fifampitokisana manjary tsy mahtoky valeur izy, mila hainy tsara fa tsy possible hisy atakalonao azy
Par : Mahaliana
Azoko be mihitsy ilay mahazo
Azoko be mihitsy ilay mahazo anao, zany no tsy andehanako taxi raha vao efa misy olona ao anatiny, indrindra fa lehilahy. Ilay manazava tena mahakamo be. ny ahiahy tsy ihavanana manko hono koa. Raha mahita taxi moto enao dia teneno izy hoe iny misy e, dia asaivo manandrana raha toa ka. fa za aloha tsy dia tia an reny ka. sady matahotra aho. courage enao dia milamina foana io fa mandalo rivotra kely fotsiny e.
Par : anonyme
Miresaha r'reto ah, mila
Miresaha r'reto ah, mila mifampatoky anie e. Tena mahaiza mifampatoky, ny iafarany sanatria ho votsatok'antsy ilay lehilahy nitondra anao moto nef resaka tsis idirany. Ny hasarotampiaro ilaina fa tsy atao tafahotra
Par : Anonyme
Ny ahy hafa mihitsy. Aiza eto
Ny ahy hafa mihitsy. Aiza eto Tana no misy taximoto ? azo antoka ve ny fomba fitondrany ?
Par : anonyme
Teo anosy arrêt bus tondro
Teo anosy arrêt bus tondro (ampitan'ny prisme) aho no nisy niantso hoe sao andeh taxi moto. Tsy mbola nitaingina aloh
Par : Olombelona ihany
Bonjour, vehivavy aho, ary
Bonjour, vehivavy aho, ary mpandeha taxi moto matetika mihitsy, ary ataoko hitany sy fantany araka izay azo atao hoe andeha taxi moto aho satria tara. Alamino ny saina.
Par : ano
Aza miasa saina fotsiny d
Aza miasa saina fotsiny d milamina fona izy e, sao heveriny fa mahana koa ianao raha be fanazavana eo
Par : kalie
ina mapiasa loha anao amizany
ina mapiasa loha anao amizany e? zavatra tsy nataonao de ina ny olanao amizany , refa tsy mino izy de aza terena akory satria enao tsy nanao ina ina ko.azy ny azy refa tsy mino izy

Pages

Ajouter un commentaire

3 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.