Vous êtes ici

Miarahaba antsika rehetra.
Ialana tsiny aty ampihandohana fa somary lavalava ilay tantara.
Olon-droa avy nifanam-bady, saingy efa nisaraka an-taonany maro, nifampiteraka 01. Ny renin'ilay rangahy no mitaiza ny zanak'izy ireo rehefa nisaraka ry zareo. Samy efa nanam-bady avy ny andaniny sy ankilany taty ahoriana: ny vavy nanam-bady vazaha, ny lahy kosa nanam-bady malagasyy ihany.
Mifandray tsara amin'ny havan'ilay vadiny taloha io ilay ramatoa efa nanam-bady vazaha, noho ilay zanany tezain'izy ireo hono. Ary mbola ilay rafozany taloha io no nampitehirizany ny passeport, livret de famille sns momba azy sy ilay vadiny vazaha.
Ny message alefan'io ramatoa io amin'ilay vadiny taloha anefa dia sary manao kitapo nono sy silipo fotsiny (maro karazana ilay sary). Rehefa nanontany an'ilay rangahy ilay vadiny vaovao, dia hoe efa tsy misy resaka fiarahana intsony hono eo amin'izy ireo, fa asa izay mampandefa azy an'ireny sary ireny. Zareo ireo anefa matetika miaraka mandeha boîte de nuit, misotro toaka eny amin'ny Bar,...
Raha ianareo no nahita izany trangan-javatra izany, inona no fandraisanareo azy?

Par : Anonyme
Atao ahoana fa vazaha nandra
Atao ahoana fa vazaha nandra io e
Par : Bado
Zao no atao hoe cocu eo
Zao no atao hoe cocu eo ambany maso letie!
Par : Bera Pôlisy
Fanalikàna ara-bakiteny ...
Fanalikàna ara-bakiteny ... sy fiheverana ny olona ho ketrina... Ilay vazaha mety ho candauliste ... na cocu fotsiny izao ...
Par : Barikely
Tsy rariny mihitsy ny mahazo
Tsy rariny mihitsy ny mahazo ilay vazaha à première vu, fa nefany tsy fantatra koa izay ataon'ilay vazaha, d'un autre coté tena tromperie tsotra izao no ataon'ilay vhv amle vazah! Na koa oe efa plan le nisaraka dia nasaina nanambady vazah le sipa amzay miadana ara bola rehefa mody eto mada izy ary tohizana ilay navela teo am fisarahana!
Par : Bera Pôlisy
Tena olona faran'izay maloto
Tena olona faran'izay maloto ara-tsaina sy ara-panahy ireto olona tantarainao ireto. Tsy fanao "ianao". Asa mba inona loatra no fomba nitaizana azy na teo @ RAD na ny fianarana, na ny fiangonana, na ny fiaraha-monina...
Par : Albert
Olona tsy mataho-tody ny
Olona tsy mataho-tody ny mahavita izany amiko, tena tsy vanona loatra ka!
Par : Anonyme
Misaotra anareo naneo hevitra
Misaotra anareo naneo hevitra teto. Misy hisainana sy hanapahan-kevitra tsara.
Par : Fan'yih
Zany kosa aloha efa tena ts
Zany kosa aloha efa tena ts izy tsony e

Ajouter un commentaire

16 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.