Vous êtes ici

Salama o,araka io sujet io dia te anandrana anal za sy madama,nefa tsy mbola mahita anle mivarotra huile ireny loa atreto
ina avy kay no afaka ampiasaina ra toa ka t anandrana anal enao nefa mora ampidirina balita amzay
efa nanandrana ihany izahay roa sous la douche fa eh eh eh, ts nety e
sao dia misy manana fika
merci o

Par : Ikalapiso
Lubrifiant en pharmacie na
Lubrifiant en pharmacie na aminy score na shoprite raha any Mada. Tsy afaka atao maina aminy zao io na rano fotsiny ary fa somary manahirana. Vaseline koa teneniny olona fa mbola tsy nanandrana aho atreto
Par : torohevitra vitsy
Misy gel special anal amidy
Misy gel special anal amidy eny @ Grande surface sy pharmacie. A base d'eau no tsara fa tsy à base d'huile, mora sasana rehefa avy eo. Makà ihany renseignement mikasika ny hoe rehefa inona no manao na tsy manao anal ary inona avy ny preparation ara-tsaina sy ara-batana? Ny vadiko manao hemorroïde dia aminay tsy afaka ny hanao anal na dia handany gel eo aza satria hampiitatra ilay aretina izany. aza atao ambanin-javatra ny fahadiovana (Lavement aza no mila ataony mialoha ny firaisana). Za sy ny sipako taloha no efa nanao anal matetika, ny préalable mialoha ny hidirana ao dia mila excitée be ilay sipa dia misokatra moramora io lavaka io fa raha tsy excitée dia sarotsaarotra. Raha ilaina mampiasa gode na vibro hi-garder-na ilay excitation clitoridienne na vaginale dia ampiasao fa ho mora ny miditra ao @ efitrano ilany avy eo, sinon eo am-pampidirana azy raha afaka mi-se masturber izy na ianao no mi-masturber ny clitoris-ny dia mety koa
Par : torohevitra vitsy
Saika adinoko kanefa zava
Saika adinoko kanefa zava-dehibe, resaka hygiene hatrany : Raha avy nanao anal dia fadio ny manao vaginal tout de suite fa na sasana io na mampiasa kapoty mialoha ny hidirana ao @ vagin, na koa manao preservatif rehefa manao anal dia esorina iny rehefa miverina vaginal, mba tsy tapaka loatra ny feeling. Na nanao lavement aza dia tadidio fa loto no ao @ tsinaim-boudy fa tsy mitovy @ vagin. Ny ati-vava aza mbola maloto noho ny vagin ka tena saropady io vagin io. Koa aza mianatra ny ataon'ny mpilalao X fa ireny nandray karama be hahafahany mitsabo tena raha ilaina fa isika mbola marefo ara-toekarena @ ankapobeny ka mila mitandrina
fiber_manual_record CocaWhisky_telegrm
Dernière visite: Il y a 6 days 11 heures
A rejoint: avril 6, 2021
Hanampiako ny tenin'ireo
Hanampiako ny tenin'ireo namana eo ambony ireo: oui vaseline mety tsara raha tena tsy mahita. Si possible mividiana poire de lavement. Ary farany: ny position tsara iandohana anal indrindra dia ny position de la cuillère: samy matory miorirana ianareo, ianao lehilahy ao ariana. Io no mora idirana indrindra ary tsy dia marary. Surtout aza atomboka amin'ny levrette. Zay.
Par : Padanal
Raha izaho perso Dia tsy tia
Raha izaho perso Dia tsy tia Io anal Io d autant plus hoe vady..satria manimba n'y fivoahin n'y Kaka io..Ary tsy misy' mitazona tsony io refa mahazo taona. Dia mipotsaka tsy tana tsony Kaka ...

Ajouter un commentaire

6 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.