Vous êtes ici

Bonjour daholo oh,zah reto bevoka de nefa misy bouton kely bedebe am kiboko, nasiko ranona citron le izy de nagirifiry be tsy zakako de nosasako aingana. marihiko fa tany am tongotro le izy no nanomboka de aveo nakao @ elakela-pe ako sy kiboko de mitady hisy ndray ny sandriko amzao. tsy haiko na allergie na ina fa nisy produit hoe "baume geranium" zany an'i homéopharma novidiko tany am pharmacie hoe mba hisin'ny tsatsakôtra de nahosotro. de zah ko nef oul misy allergie (acariens) de ts aiko tsouny ny atao, hanatona dokotera zara rah manampy le dokotera fa fanafody tsy mety amnah no omeny ahy (nisy ftôna narary maso de Nomeny collyre tsy mety am vevavy bevoka). rah mba nisy efa tratran'izany ato de mba toroy hevitra azafady fa tena mataotra ah oe sôd hhisy fetraikany any am'le zaza ato akiboko le izy.Merci d'avance antsika rehetra

Ajouter un commentaire

4 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.