
Vous êtes ici
Nanao surprise ny vadiko aho tamin'ny anniversaireny chiffre rond io, mazava ho azy fa dia nafenina azy ny rehetra, ny anabaviny iray izay no tena tiany indrindra nefa tena tsy tiako indrindra , io daholo no mitondran'ny lohan'ny fianakaviana ary te hibaiko ny tokantranonay , mazava ho azy fa tsy hanaiky aho dia halany, tiako ny vadiko dia nanao sacrifice aho, io anabaviny io no niangaviako hampilaza ny havany rehetra , , olona tsy dia mahay organisation loatra moa izy nefa dia reharehavan'ny mpiray tampoho aminy, tsy mety izany , noferany ny olona nasaina , izy daholo no te hi gérer ny fety de A à Z nefa tsy izay no niangaviako taminy fa ny trano sy ny fampilazana ary ny participation sakafo
izaho no nanao ny déco tao amin'ny trano, efa naika tsy nanaiky izy , nony tonga ny jour J, ary , ohatrany tsy falifaly izy mianakavy mpiray tampoho , ny cousins sy cousines faly daholo nefany, tsy nisy nipetraka teo aminilay seza natokana ho andry zareo ry zareo mpiray tampoho , vide ny latabatra 2 lehibe, hitako nidanaka ny coucin sy cousines, hoe teny an-tokontany izy mianakavy , ny vadiko tao anatiny; nasiako livre d'or , tsy nisy nanoratra tao izy mianakavy , nasiako carte kely hanoratana izay ventsoventsompon'ny invités , nisy nanoratra nisy tsy nanao, dia ilay anabaviny tiany indrindra anisany sady tsy nanome cadeau izy fa izy ary hono efa niantoka trano , , mahatsapa izahay fa nanao be izy nefa mbola nisy nahavita be lavitra noho izy fa nanome valopy sady tsy nahitana teny , fa ilay fomba fiteninilay anabaviny no nahasorena ahy hoe izahay ary efa nanao anizao sy zao fa tsy hanome valopy intsony, nisy tsy nanome tao fa tsy nanisy resaka fa mangina, , fa ny azy lazaina dradradradraina ery, , rehefa tsy hanome dia mangina fagah io misy présence hoe tonga aho na tsy ho tonga
nangorina ny entanay aho ny hariva, ny mpiray tampoho tamin'ny vadiko tsy nisy nanampy fa mivandravandra be fotsiny na ilay vadiko aza efa 30mn nanombohako nangorona vao mba nihetsika , , tezitezitra be ilay anabaviny fa nahoroko daholo ny urne nisy valopy , fa tokony tsy nahoroko angaha hoa ilay izy ? dia nangarika izy, soa fa mba nisy cousin sy cousine nanampy ahy ,
lava be ny tantara fa ahoana ny fahitanareo izany scène izany, , tsy faly ry zareo hoe nankalazako be ny anniversairen'ny anadahindry zareo, tena ohatran'ireny amin'ny mariazy ireny kosany aloha no nataoko e, , na ilay vadiko aza hitako mitovy fomba fijery aminireto havany nefa ho azy no namonoako tena ohatranireny, io anabaviny io foana manko no reharehavany fa tena ho favy be aminizay hatao rehetra nefa pokaty be, efa 8h aho nanao déco dia gaga sy tezitra izy fa noheveriny fa 30mn hono dia vita, nanao be loha be aho fa tiako gout ko ny tao, mba niangavy ary aho hoe ito ny thème amin'ilay fety fagah izy moa niteny ny invités, tsy mila asiana an'izany hono dia gaga aho, , izaho anefa no miantoka be amin'ilay fety fa tsy izy, ahoana ny fahitanareo ilay fianakaviana , dia inona no nataonareo raha teo amin'ny toerako
- Créé par BABOU le 08/08/2019
- Connectez-vous
Ajouter un commentaire