Vous êtes ici

Azafady, nampiasa anti-allergie za dia nampietsika ny palpitation ako ilay izy, tiako fantarina hoe tsy misy afaka atao substitution anle anti allergie ve fa tsy zakako ilay izy a!

Par : Anonymous
Fa ilay anti-allergie angah
Fa ilay anti-allergie angah tsy maintsy hohanina foana ? Ary raha ilay mahatonga ny allergie indray no mba ialàna ? Manantona allergologue fa izy ihany no hanome anao valiny mahafapo sy azo antoka. Zavatra saro-pady loatra ny allergie ka izay no fantatro azoko omena anao.
Par : maelys
Tsara raha manantona mpitsabo
Tsara raha manantona mpitsabo ianao fa tena saro-pady ary mety ahafaty ny zavatra ohaninao. Na pharmacien aza anie tsy mahazo manoro e

Ajouter un commentaire

20 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.