Vous êtes ici

salut daholo,vhv 38 ans, vady 1, zanaka 2.66 kgs, 1m58Na dia miasa sy manana conversation aza...tsy hitanareo ve oe efa lehibe lotra ka tsy hanintona lhl intsony?surtout raha misy lhl zay tena tiany mintsy izao fa matahotra ny handeha lalindalina tokoa satria antitra loatra, ngeza lotra?Lé lhl amn io 40ans.Omeo hevitra, efa hitako sahady fa hisy hanao morale...tsy olana zany.

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Efa mihoatra ny fantasme anié ny anao ry imcomplete e. Ny fantasme tsy tokony mi-engager sentiment fa lasa dangereux. Efa manomboka miteraka sacrifice (tsy mi-jouir, tsy manao cunni, sns) ho anao ilay izy izao nefa ilay fitia tsy reciproque ozizy ianao. Matahotra zŕ hoe hiafara amin'ny zavatra hafa.
Raha tsorina ny resaka dia fihetsik'olona egoďste no fahatsapana ny fitantaranao azy eto. Aza hadino fa tsy adolescent intsony anié io olona io fa efa mahafantara tsara (mitovy aminao) izay tiany ahatongavana.

Mety lasa thérapie io ataonao io. Arakaraka ny ahitanao ny toetrany sy fihetsiny amin'izao dia mety hihamalefaka tsikelikely eo ihany ny fitiavanao azy.

Fa na izany na tsy izany ataovy aloha izay hampi-jouir anao, fa on reste sur notre faim sur ce point !
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Incomplčte:

> 7/10 Satria efa nisy fiovana be lay feedback anao, plus de réactivité. Tohizo fa tsra mba ahazoanao note tsara. Aza miandry RS vao mitantara aminay fa sao dia tara be ilay toro-hevitra omenao anao.

> -2/10 satria mi-insiste be loatra enao @ilay fitiavana. Raha mbola mitohy dia ho lasa -10/10. Tsy misy maharatsy anilay amoureuse fa tara loatra raha amzao taonanao zao no mbola mieritreritra anizany. Manaraka izay, diso toerana ilay izy satria enao dia efa manambady ary tsy mendrika en tant que renim-pianakaviana (vhv 38 ans, vady 1, zanaka 2, 66 kgs, 1m58) (ho lasa vady roa refa atsy ho atsy raha zao no mitohy)...

Raha mijanona eo @ stade ny RS, calins, tendresses, etc...tsy dia mapaninona aho loatra satria olombelona mandia tany ka mety ho solafaka. Ratsy ilay izy fa ca peut arriver ŕ n'importe qui męme ŕ moi qui vous donne du moral.
Ny manitikitika kely aho fotsiny oe efa hatramin'ny ela enao no amoureuse taminy, dia hoy aho oe tsy tokony ho taminy mbola tsy nanambady ve zany no mba nanao effort kely enao dia mba izy no lasa vadinao, tokony mba nanao premier pas ihany ianao dia mety nanana chance...tokony ho vitanao zany ŕ l'époque raha ny fijeriko anao te hinono zany dia karazan'olona audacieuse.

Ny tiko hisaritana ny sainao dia izao, aza adino fa hafa ny statut anao amizao ka raha tsy tinao ho tonga @ fanariana ny vady amanjanaka dia tsy vahaolana intsony ilay miaraka aminy. On ne peut pas contrôler ses sentiments ka noho izany ajanony dieny mbola tsy mitranga ny olana. Mino ve ianao fa hanary ny vadiny izy ohatra noho ianao....kely finoana aho milaza aminao satria lehilahy aho manoratra. A 40 ans, le divorce n'est plus ŕ l'ordre du jour, ka tsy hanary ny vadiny mihitsy izy noho ianao. Donc, soit enao no very vady sy zanaka ary mety tsy hiarahany tsony fa satria maha-be problčme be ka mety ahasaringitra azy. ka noho izany antony rehetra izany dia raha mbola mirindra sy mandeha tsara ihany ny ao an-tokantranonao dia ajanony dieny zao....mety tsy haharesy lahatra anao zany teniko satria enao ao anatiny lay fahapotehana otriny biscuit dia aleo ny fiainana no hananatra anao.

Pour une petite histoire, nous avons presque le męme age, et ca m'est déjŕ arrivé de tromper ma femme mais ŕ la différence de ton cas, je ne suis jamais tombé amoureux tout simplement pacq ca crée le désordre total et tous les messieurs n'aiment pas cette situation en générale....et te foutent carrément ŕ la porte au premier problčme.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Par: imcomplete
Date: 15 juin 2017 - 16:02
..........
radadatoa> mbola kely lotra, tsy nahay nandanjalanja, tsy nahay nijery lavitra, tsy nahay nampiseho fitiavana ( na za na izy )...fa tsy ho possible mintsy ny oe hiafara amn fanambadiana zany entre nay, satria izy dia mpanenjika sipa henjana be. Tamin'izany aho no mety narary fo satria tratrany kely.
Hatramn zay aho no natahotra ny harary fo amny ...zao aho efa mafimafy ( hihihihi)
----------------------------------------------------------------------------------------
imcomplete >>>> Non ! diso tanteraka io valiteninao io !
Ny marina dia : " vous n'ętes pas fait l'un pour l'autre " , donc aza forcena ny destin fa mety hanimba tanteraka
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Tu caches ton jeu! tu parles,parce que c'est claire comme de l'eau de roche et il le sait que tu lui es complčtement acquise.

fantany tsar ny situation et il en profite
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Fa za ve no tsy mahay manazava sa aona e?

Je n'attends RIEN de lui. Za aza tsy te tezitra tsy mi - jouir, tsy atao cunni---je relate juste les faits.
Tsy hisaraka amn vadiko aho ary izy koa tsy iriko hisaraka amn vadiny.

Je dis tout simplement que j'en suis amoureuse et POINT...rien de plus.
qu'il le remarque et en profite n'est pas un souci.

Eny, je me fais manipuler, depuis le moment oů je l'ai connu, il m'a manipulé et j'en ai pas fait un problčme.

Inona no mahatonga anareo rehetra miteny oe "aza milalao afo", "il ne va pas tomber amoureux de toi".
Eny maniry aho oe ho tia ana koa izy, nefa aho tsy manofy, je sais qu'il a sa vie et POINT.

Merci amn tena fanohanana annnnn!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Tsorina> Eny ary , aleo atao oe confus be ny fomba firesako.

Oui mais ksk j'attendais de lui exactement? ŕ part un peu de son temps et de son attention peut ętre."
= un peu de son temps - fotoana hihaonanay refa manao izahay.
= un peu de son attention - attention de sa part refa manao izahay.

---- Maintenant, ôtry ny tsy tena vonona ny hampiakatra anao any @ 7č ciel nedala, tsy manao cunni, tsy mampi-jouir. Tsy hay zany na tsy tena mampisy inspiraka anazy enao na izy mints no tsy mahay mampirevy.----
Asa na tsy mampisy inspiraka anaz aho na izy no tsy mahay, fa ny hita aloha dé il en redemande.


Notation> en plus, pour le moment, je n'ai pas demandé ŕ ce que la relation se termine.


Asa raha azonareo an tsaina oe oul efa tiana efa ela no lasa mijery anareo ndray, est ce que c'est facile de dire " non, je ne veux pas de toi???"
Désolée pour vous, mais moi je ne vais pas jouer la fiere alors que j'ai attendu ce moment depuis longtemps.

Fa atao aona re fa "il n'assure pas au lit"...si c'est fait exprčs, et bien, je me demande pourquoi puisque je ne lui ai pas forcé la main.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Imcopltete a ! Ny marina dia somary jaloux kely izahay eto hoe : raha izaho izao no eo am placen'ilay bandy d tena nataoko milay be le RS, nataoko ni-jouir in-3, nataoko cunni, etc... Saingy tsisy tinao moa koh i léry no vao critiquer ! ha ha ha ah
Notation > Soit vigilent fa mbola mety hiakatra ireo notes ireo raha izao no fandehany an ! ha ha ha ah !
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Et bien sűr les gars, vous n'avez pas oublié d'ętre sarcastiques!

Raha mitohy lé izy de faly tsika e!

Raha tsy mitohy dé atao aona fa zay zany, fa je vais faire comme si j'avais pas vu le commentaire : " Maintenant, ôtry ny tsy tena vonona ny hampiakatra anao any @ 7č ciel nedala, tsy manao cunni, tsy mampi-jouir. Tsy hay zany na tsy tena mampisy inspiraka anazy enao na izy mints no tsy mahay mampirevy"

Je vous tiens au courant...au risque d'avoir des mauvaises notes de la part de Notation...satria tsy ho rapitso mints aho no hahita ho tantaraina.

:-lover:-lover
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
incomplete : lol, za hoa direct be rehf miteny fa ndryy kouuu an.
Ndry iany no afaka hi-analyser hoe maninn izy efa 40 ans, tia vhv, no tsy mampiakatra an-dry eny am rideaux? tsy no-forcer ndry izy fa tadidio oe fa on ne dit jamais non ŕ une femme qui s'offre. Fa avy eo misy amzay lé vhv mampi-inspiraka be, amoronana ny tsy mbola natao mints mba hijerevana azy oe aona izy lé mi-jouir, mampiakatra anlé estime de soi-nay bandy zany e, lol. Misy ndray lé mbola atao découverte be, mila iverenana imbetsaka vao hita zay andraisana azy. Ka mety amin'io 2č cas io nedala, donc ŕ toi de voir.
Misy bandy koa tena tia mihaza, aleony izy no mi-mčne anlé jeu, mba misy mystčre sy suspense kely eo amlé vhv.
Ny vhv amoureuse koa dia malaza ho dangereuse be, indd oe vadin'oul izy. Tsisy garantie oe tsy hi s'accroche sy tsy hi-dérape na d efa napetraka aza ny rčgles du jeu. Normal zany : ny vhv dia imprévue et versatile. Lol
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Je pense que c est du gâchis ce que tu fais. T aurais du gagner un peu plus avec un autre mec.
Mety ho regard mas*******in ny anay mais il faut bien voir la part des choses avec un type:
1. Qui ne te fais pas de cunni
2. Un type au petit zizi
3.Un type qui n arrive pas ŕ te faire jouir
4. Un type dont tu ne lui inspire pas ( ce que disent certains ici)
5. Peu ętre q il sort avec toi par pitié ( tu vas dire que peu importe sa motivation)
6.nytohin tangara dia miankina @ le bandy rhf ramaka avy anyizy dia hiantso anao

Pages

Ajouter un commentaire

9 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.