Vous êtes ici

salut daholo,vhv 38 ans, vady 1, zanaka 2.66 kgs, 1m58Na dia miasa sy manana conversation aza...tsy hitanareo ve oe efa lehibe lotra ka tsy hanintona lhl intsony?surtout raha misy lhl zay tena tiany mintsy izao fa matahotra ny handeha lalindalina tokoa satria antitra loatra, ngeza lotra?Lé lhl amn io 40ans.Omeo hevitra, efa hitako sahady fa hisy hanao morale...tsy olana zany.

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Sűr ki a ! Vohizo ny lakantsika razandry...
Eto ihany izahay hanampy raha marary fo e !
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Et je dis "bof, qui vivra verra"
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Je tiens ŕ te dire que tu n'es pas vieille ! Non !
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
oh mon cher Dora, je t'ai vexé, excuses- moiiiii :)

Comment faire pour que tu me pardonnes? Une petite fellation, et puis je tombe amoureuse de toi? hahahahahaha
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Suis pas véxé du tout kah ! Izaho anié tany am vingtaine tany no namaky an'iny boky iny e. Efa namaky an'i justine (Sade) koa d hoe efa 200ans ve izany ?
Fa izay revinao dia reviko ki a !
Plus sérieusement, j'ai fini par comprendre ta logique !
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Momba ny lazain tsorina aho " T trop amoureuse de ce type que tu te fais manipuler ŕ la fin" ny vahaolana satria enao zany tsapa fa mbola vonona hanohy aventures extra conjugales d aleo mitady bandy hafa afaka misera mazava aminao.
Ity bandy ty sady tsy sincčre no tsy mahavoa sur le plan sexuel. Dommage fa potika tanteraka enao
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Nareo zany ange Ra-Dora ka ataon'i Imcomplete tsy matory mitsy e! aiza ve ka @ 22 H 19 nareo mbola mi-connecte foana le!!! hihihi
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Dora > Sady attention fa j'aime les gens *******tivés an!
Tena mi colle mintsy entre - tsika, si je tombe amoureuse de toi, je ne t'en ferai pas part...manokatra sujet vaovao eto fotsiny indray aho.

!!!! sy Tsorina > lé izy ange satria za efa tia an ity lhl ity no nampazoto ana e. Lé expérience extra conjugale eo iany, fa ilay sentiments no tena mibahana be.
Ka zay no nahatonga an zao karazana délires rehetra zao.

Radadatoa> Aleo kosa izy re mba hiresaka amiko na alina aza ny andro e! sa mou za le sady ngeza no efa antitra ka tsy possible tsony???
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
imcomplete>>>> non ! sady tsy antitra enao no tsy ngeza fa mahafinaritra fotsiny angamba ny miresaka aminao e! ianao koa hita mihintsy hoe mahay mampiresaka tsara! tafaroboka daholo zahay , izay samy efa somary zokinjokiny daholo raha ny fahalalako ny firesaky ry zalahy reo!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
antitra lotra ve?
Radadatoa >> Ka i imcomplete anié mila hevitra amintsika ka tsy ho ampiana ary ve ? Izaho mantsy karazan'ny le olona tsy dia be torimaso ireny kah ! Raha vao matory aloha dia mifoha am 2 maraina tsinona !
Aza matahotra ki ry incomplete fa bibliothčque mandehandeha tsika a! ha ha ha ha h aha

Pages

Ajouter un commentaire

1 + 5 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.