Vous êtes ici

Nisy fampiantsoana ny délégué an'i Dada anio eny Mahamasina. Aoka re ho mailo ianareo mpikarakara fa raha ny fantatra sy heno dia hisy fitaka be ao ambadika, fantaro tsara ny délégué ampiofanintsika ao hoe TENA ANTSIKA K25 marina ve? sao sanatria délégué an'ny kandida hafa no tonga ao fa toa henonay mantsy izany. AOKA HO MAILO HATRANY ISIKA FA NY RATSY KELY LALANA.

Homba antsika anie Andriamanitra

Par : Kamy
Iza kou zao no miteny fa
Iza kou zao no miteny fa tsisy olonareo an am fivorian'ny delegue n°13. Miseho masina eo nefa mitsikilo ny hafa koa! tssss....
Par : Kamy
Iza kou zao no miteny fa
Iza kou zao no miteny fa tsisy olonareo an am fivorian'ny delegue n°13. Miseho masina eo nefa mitsikilo ny hafa koa! tssss....
Par : donto
ih ih ih mampalahelo Kamy
ih ih ih mampalahelo Kamy.Maninona tsy manao antso avo koa e? Le olona ohatran'i toi zao lay miteny hoe "miseho madio" rehefa mba mananatra azy tsy hanary fako ao anaty tatatra ny tena.

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.