Vous êtes ici

Manao ahoana daholo,

Saika mba anontany ny hevitrareo aho ry reto fa nanomboka niasa tamty mars ty dia 3mois ny période d'essai nefa mba te-hiteraka faha 2 amzay fa efa mihalehibe ilay voalohany.
Afaka afiriana aorinan'ny période d'essai validée eo kay no tsara manao bevohoka mba tsy dé hisy olana loatra any ampesana araka ny hevitrareo?

Misaotra betsaka indrindra @ torohevitrareo!!!

Bonne journée daolo

Par : kalie
3 mois a 6 mois ny periode d
3 mois a 6 mois ny periode d'essai nefa avy eo enao mety hanao cdd de eo indray 6 mois fois 2 ihany no eken'ny lalana , donc après 1an enao na misy contrat na tsy misy de efa présumé ho miasa sous contrat CDI , de kaontio amizay ,
Par : Tianasoa
kalie>> tsy azoko tsara ny
kalie>> tsy azoko tsara ny tianao tenenina azafady. CDI ilay asako amzao dé 3 mois ny période d'essai.
Par : kalie
manao an'izao ny tokony ho
manao an'izao ny tokony ho filaharan'ny contrat : contrat d'essai : 6mois farafahelany miditra CDD indray ; 2 ans durée tokony ho izy de avy eo mivadika CDI tacitement na misy na tsy misy contrat soniavina enao milaza fa CDI ny anao , de donc zany vita essai de efa mpiasa raikitra enao , afaka behovoka indray vao vita essai , fa raha zaho enao vakiana tsara le CDI nao zany sao misy clause hafa tsy hitanao ka hijabaka eo
Par : izao
Amiko aloha na izao dia izao
Amiko aloha na izao dia izao aza tsy tokony ho olana. Tokony tsy hisy fiatraikany amin'ny asa ihany koa satria mandritra ny période d'essai dia ny compétence no jerena. Mitovy amin'ny mi-embaucher olona bevohoka ihany, izaho efa maromaro ihany no nahazo offre tamin'ny bevohoka (fantatr'ilay recruteur au moment du recrutement). Indray mandeha aho nanaiky offre efa bevohoka kely sisa dia congé de maternité, à peine prise de service sy bain amin'ny zavatra ataoko no vita dia nandeha congé de maternité, niverina congé de maternité ihany koa aho, tsy nisy olana mihitsy. Ny mety ho olana kely fotsiny dia ny mauvaise foi ny mpampiasa, satria moa araka ny voalazako teo ambony ny compétence no jerena mandritra ny essai dia raha sendra olona ratsy toetra dia manararaotra ny fin ny période d'essai hanaovana rupture de contrat raha mahafantatra fa bevohoka. Ny fanontaniana mipetraka fotsiny hoe ianao ve te hiasa amin'ny orinasa manao ohatrany. Ny conseil-ko raha te hiteraka ianao dia ataovy fa ny asa fitady raha sanatria ratsy loha ny mpampiasanao amin'izao. Raha toa bevohoka ianao ka manao rupture conventionnelle izy aorian'ny période d'essai dia afaka mampiakatra ny raharaha eny anivon'ny inspection du travail ianao.
Par : Ninah
Rehefa confirmé d'efa cava.
Rehefa confirmé d'efa cava. Tsara loh oe miandriandry 3 mois après confirmation eo amzay mba efa zatra an'ilay asa kokoa e
Par : Tianasoa
Kalie, Izao, Ninah> misaotra
Kalie, Izao, Ninah> misaotra betsaka @ hevitra narosonareo!!! Za aloha mitovy @ eritreritr'i Ninah no ao antsaiko fa aleoko foana mangataka hevitra fa Sao de manaonao foana eo. 3 mois n'y période d'essai dia rehefa vita io 3 mois io dia miandriandry 3-4 mois dia afaka alefa amzay, Zay ve no hevitr'i Ninah? Misaotra betsaka les filles a!
Par : Tianasoa
Kalie, Izao, Ninah> misaotra
Kalie, Izao, Ninah> misaotra betsaka @ hevitra narosonareo!!! Za aloha mitovy @ eritreritr'i Ninah no ao antsaiko fa aleoko foana mangataka hevitra fa Sao de manaonao foana eo. 3 mois n'y période d'essai dia rehefa vita io 3 mois io dia miandriandry 3-4 mois dia afaka alefa amzay, Zay ve no hevitr'i Ninah? Misaotra betsaka les filles a!
Par : Lavabeno
Aleo rehefa MBA zatrazatra an
Aleo rehefa MBA zatrazatra an'ilay asa iny manao be ianareo. Telovolana mantsy tsy ho eo farafahakeliny ka sao ho sahirankitana rehefa miditra. Ka tsy ho efficace eo ka tsy hahatratra objectifs. Valiny. Mahandrasa 6 mois après période d'essai. Efa MBA herintaona niasana tao ianao vao lasa congé de maternité amin'izay.
Par : Ninah
Bonsoir, azafady fa zao vo
Bonsoir, azafady fa zao vo tafaverina eto am forum indray. Oui zay mihitsy no tiko ambara. Kendrena mba ho efa voafolaka tsara ny asa. Manjary otran'ny oe votery mampiasa anao fotsiny ilay orinasa satria tsy azo roahina ianao. Raha mahandry 9 mois à 1 an vao maika tsara, surtout rah tsy te iovaova asa intsony
fiber_manual_record nenytiana
Dernière visite: Il y a 4 months 1 week
A rejoint: avril 3, 2019
Tena tsy tian'ny ankamaroan
Tena tsy tian'ny ankamaroan'ny mpampiasa mihitsy ilay vao miditra dia bevohoka, Ny azy dia ny azy ihany no fantany, rentabilité fa tsy sentiments. Satria avy eo congé de maternité, assistance maternelle rehefa tsy salama ny zaza... Ilany vaniny aloha matetika e. Anantin'io sehatra RH io dia mahita fa misy fiantraikany ilay izy. Tsara raha hoe efa hitany hoe bon élément sady assidu no ponctuel, dia tsy foiny, izay vao bevohoka

Pages

Ajouter un commentaire

5 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.