Vous êtes ici

Le t@ mbola kely d tapitra ohanina daholo ity rht rht ity, mifika tahona katsaka, voa-paiso iny mbola vakiana @ vato de ohanina le ao anatiny nefa mangidy be tsy laitra, de le bozaka kely eny @ tanimboly misy le fakany otran'ny coco de lerana aby, ny tôrtô ataonay mahamay mihitsy. Mlay ny fahazazana.

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ary le ohanina aby zao fatinjavatra zao t@ mbola kely. Hihihi
jody < Marina daholo ireo, ny tenako dia isany nanao ireo voalazanao ireo, mihinankinam-poana mitsy:MILAY TOKOA

- ravina trefle maniriniry eny an-tanimboly rehetra eny, anaty pot m-boninkazo,...
- vonin-draozy mbola tsy mivelatra fa ilay bokony kely iny
- rano ao anaty fleurs-na lavande , voninkazo volomparasy misy rano mamimay izay tao anatiny.

Aleo hoan'ny hafa indray..............
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ary le ohanina aby zao fatinjavatra zao t@ mbola kely. Hihihi
Dia tena izany marina tokoa moa, tapitra "lerana" daholo ary tsy mifidy arapaka!!!!

Ity karazan-boankazo tsy masaka ity fa mbola maitso kely (paoma sy paiso ary voatabia hoanina amin'ny sira ... re lanitra o!)

- Ny vozon'akanjo, vodina-stylo lany kaikitra...
- Mitsetsitra yaourt ŕ boire na mihinana bômbo voanjo dia ripaka hatraminny sachet-ny... kay!
- Mihinana la craie
Ny tena loza, dia hatramin'ny loton'ny vatana andramana (tain-tsofina, lelo... AOKA RE!)

Tohizo re oloan fa mahafinaritra, mba misy analana vokona kely amin'ity conex tapaka ity
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ary le ohanina aby zao fatinjavatra zao t@ mbola kely. Hihihi
Ny ahy indray ilay mikafiry ilay taratasina voamadilo ireny, sakoa ireny tsy misy very fa ilay fakafakany @ voany sisa esorina @ nify

Aleo ho an'ny hafa indray
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ary le ohanina aby zao fatinjavatra zao t@ mbola kely. Hihihi
Ny trefle kosa nge mlay tsara fa marikivikivy kwely ee hihi

Ny petite mandarine sy ny coco masombika moa de lasibatra mitsy tao Tsimbazaza isaky ny mandeha mianatra
Mibanaka tsisy fidirana zany taloha io Parc io. Miditra avy aty ambany de mitoraka coco masombika eo @ le nisy Apondra taloha sy sokatra ngôzabe, de mivoaka ary ambony any antampon'Ankadilŕlana eo @ Fivondronana heheheheee

Fa sady efa fotsy ny ivelan'ilay coco kwely, mbola vakiana @ vato ndray le vôniny iny, de kikisana ohanina ndray le ao anatiny.

De za koa ry reto efa ninana vôndelaka fa tsy poainsa le izy a
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ary le ohanina aby zao fatinjavatra zao t@ mbola kely. Hihihi
Ary le mangahazo maina manta mafy be iny, tena ataonay mahita mihitsy. Le camion mirimorimo de latsaka eny andalana le mangahazo maina fa tsimponina e, otran'lay olona tsy ampy sakafo ireny. De le mihinana voamboatavo manta, de mba le hoe hanao "mission" hono ny mpiakamakama rht kay hangalapaison'oul sy concombre de faly ery mihinana azy sy hoe mba nahavita "mission". hihihihihi!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ary le ohanina aby zao fatinjavatra zao t@ mbola kely. Hihihi
voantsinefy sy mokonazy.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ary le ohanina aby zao fatinjavatra zao t@ mbola kely. Hihihi
Minana taindelo , atono ny valala de atao tsikonina, vonina voamadilo kikisana le menamena iny de ho anina le fotsy ao anatiny ,fa matsiro ery , hahaha
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ary le ohanina aby zao fatinjavatra zao t@ mbola kely. Hihihi
Le voamadilo tadidiko ariary 2 tam zany de asiana le hoe sakay menamena ireny. Mankafy ery de avy eo misakafo matsatso daholo ze hohanina. Tam FB aho nahita fomba fibatŕna le voamadilo eny Anosibe de gaga hoe mba tsy voan'ny tefoedra tamzany.
Nanatono voangory sy ganifa.
Ny tena nampihomehy ahy indray mandeha nisy nihinana tapia tao am-pianarana de natsipiny avy eo am-baravaran-kely le voany rehetra kay nianjera tam voalin'ny masera tany an-tokotany.
Tezitra be masera niakatra avy any hoe iza: tsy nisy niteny. Efa fantatro ange hoy masera fa tiako ho honnęte le ankizy. Tsy nisy niteny.
Farany masera nandeha ihany kay tsy fantany akory. fa mba loza kosa aloha ny toetran'ilay ankizy. Maninn raha nandrasana récré de nariana am fako tsotra fotsiny?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ary le ohanina aby zao fatinjavatra zao t@ mbola kely. Hihihi
Misy ireny vovon-javatra maro toy ny cacao, vovon-dronono, vovoka soja,... amidy tao anaty sachet fonosana kely. Fa rehefa mihinana azy dia lany hatramin'ilay fonony. Toy izany koa ny voanjo ao anaty sachet, tsara ery ilay izy tsakoina miaraka amin'ilay sachet.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Ary le ohanina aby zao fatinjavatra zao t@ mbola kely. Hihihi
Ie, tany am-pianaranay lango de indray mandeha kofona tam reny fa tena narary ny tratrako

Pages

Ajouter un commentaire

3 + 8 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.