Vous êtes ici

Iza no efa nahatratra ny vadiny napirafy ? D inona ny nataonao azy aveo ? Tatarao eto lou angalana lesona fa misy tena tsy mety fay amin'io fampirafesana io an.

fiber_manual_record Minou
Dernière visite: Il y a 1 year 4 months
A rejoint: octobre 29, 2018
za manokana lou ra maita
za manokana lou ra maita anzan tonga d iantsoko polisy e! ataoko afa baraka tateraka sady toriko le ranamana satria za no mamelona ve de lery ny iaraka aminy!
Par : tsotso
za manokan rangah ts mitory
za manokan rangah ts mitory zany e!Rehef zay no tiny de avelak any izy fa tsy mitondra na fanjaitra akoatra ny akanjo angamba miala ao antrano ary tsy ateriko mihits any @zareo fa aleo ny havan hanatona ahy hanontany ahy,de miova vaovao e,tsar2 ts lany e
Par : RICO
Hoana manokana ra sendra
Hoana manokana ra sendra itako oeee mampirafy ahy ny vadiko veut dire tonga de tsy firarahina ny tokantrano alo voalohany indrindra ateriko an @ray amndreniny izy de zay ifanarahany any fa tsy mitondra na de tapa panjaitra ao antrano izy za ve miasa mafy lery hihinana fotsiny .
Par : Zo
Vehivavy le manoratra, tiko
Vehivavy le manoratra, tiko ny vaiko ka ra tratrako mampirafy de sady mitomany aho no manontany hoe fa nahoana? haiko tsara mits fa tsy d misy Antony lotra fa ny lehilahy mihits no efa zay eh. Plus il s excuse, plus izy manome fitiavana be ahy satria mahatspa tena fa diso. Zay fitiavana zay le tadiaviko. Ra matetika lotra ndray de mody ts taitra aho no sad tsy mitomany tsony eo imasony na dia marary aza fa rahonako fotsiny samy manalazy zany tsika, d ataovy matakonjavatra n rindrina. omeko 3 jours eo eo fotsiny sad ts karakaraiko no mivoka lava ny trano aho ts ampafatariko azy hoe lasa aiza de amzay marary tsara ny andohany.amzay fotoana zay ts miavona aminy aho reefa ao atrano fa refa mifonafona amiko fotsn izy de anaovako teny an eso oe. tsy efa bdbd ve zay enao nfona tamiko?sad mihomehy tsy ravina aho sady ampiko hoe raisiko ny fifonanao fa mba raiso ko ny fifonako refa mba otrotr zay ko zah.
Par : Barbossa
Zo. Mametraha mailaka fa
Zo. Mametraha mailaka fa otran mety be amiko ny toetranao
Par : tsotso
sambatra rangah ze vadinao io
sambatra rangah ze vadinao io ry Zo e!tahak anao mihits no sipa tadiavin'ny Bandy rehetra...m'lay rehef mi-comprendre ny zava-misy amizao e!surrrrrrr mihits les Neny e
Par : Mpandinika
Ka ao anaty baiboly aza
Ka ao anaty baiboly aza betsaka no manana sipa k'nou. Efa izay e !
Par : Missi
d rava ref tratra e
d rava ref tratra e
Par : kalie
za mahita hoe tsy mila maka
za mahita hoe tsy mila maka lesona zany fa de samy miaina ny azy ny olona , de samy mizaka eny , ny hafa moa zany de mahazo ono fa zay no toetra ny lhl , hihihi! io misy mazaka de ao koa ny tsy mahazaka e , de zay fotsiny

Ajouter un commentaire

1 + 0 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.