Vous êtes ici

Bonsoir daholo. Tsy hitako intsony izay itarainako d aleoko manoratra eto... Nanala zaza ah taloh (efa il y a 20 ans passé), tamin'ilay sipako taloha. Nanambady avy eo fa tojo olona mba nanaiky ny lasako rehetra. Tsy niteraka izahay hatramin'izao, ef andray 42 ans ah zao. Mampalahelo ahy ilay vadiko. Reraky ny fiainana zahay, diso ve ah? Tsy mihaino ny fifonako intsony ve Andriamanitra? Inona no tokony ataoko? Raha te andeha ve ny vadiko d ho tsofiko rano, surtout izy mbola zandriko

Par : Bera Pôlisy
Amiko ny zanaka dia
Amiko ny zanaka dia bénédiction, fa tsy hoe voatery tsy maintsy hisy akory. Raha nanamboatra ny olombelona Andriamanitra dia nanao hoe "Ary @ izany dia handao ny rainy sy ny reniny ralehilahy, ka hikambana @ vadiny, ka dia ho nofo iray ihany izy roroa" Tsy nisy tohiny voasoratra tao hoe "tsy maintsy hiteraka na hananjanaka... Anjaranareo ny mandinika raha toa ka ny tsy fanananjanaka, (ny anambadian-kiterahana hoy ny razantsika) no ataonareo ambony noho ny fanarahana ny tenin'Andriamanitra (Halako ny fisaoram-bady hoy Jehovah). Mirary soa indrindra fa tsy misy tsy hain'Andriamanitra sy ny mino atao. I Sarah aza efa + de 80 ans mbola niteraka raha izay no safidin'Andriamanitra, saingy maro ihany koa ireo Eonoka nanara-dia sy nanompo ny Tompo Andriamanitra. Mirary soa indrindra.
Par : Volapeno
Miezaha mamantatra ny ao
Miezaha mamantatra ny ao ampon'ny vadinao, mila mifankahazo am-po tsara ianareo sinon ikorontana
Par : Anonyme
efa nanao ni fomba rehetra
efa nanao ni fomba rehetra itadiavana zanaka ve ianareo ? nitsabo tena ? niotra ? sa niandri fotsiny tamzao ?
fiber_manual_record nenytiana
Dernière visite: Il y a 4 months 1 week
A rejoint: avril 3, 2019
Andriamanitra manankarena
Andriamanitra manankarena grâce, rehefa nifona ianao, ka tena nanenina dia ampy Azy izay. Tsy hoe tsy maheno anao Izy fa manana ny plan-ny @ fiainanao. Manompoa Azy @ zay , zato isanjato mihitsy. Hamaly anao Izy rehefa tena manana firaisana (intimité ) Aminy ianao. Izy no hanome tolotsaina ho anao avy eo. Courage!
Par : kalie
Mivavaha fa ny olona rehetra
Mivavaha fa ny olona rehetra anie mpanota avokoa e, tsy enao irery no nanao izany fa niteraka ihany taty aoriana fa mino aho , ka aza mieritreritra zany , mino za fa efa voavela ny helokao satria andriamanitra mpamela heloka , aza mitsahatra ny mivavaka fa zay no tena vahaolana , toroin'Atra anao eo ihany ny lalana tokony alehanao , fa aza de manahy , raha te handeha vadinao de aza sakanana fotsiny fa aoka tsy enao no androaka azy . Mahereza fa hain'Atra ny zavatra rehetra ,hainy ary tsapany ny alahelonao .
Par : Lina
Bonjour daholo, misaotra
Bonjour daholo, misaotra anareo rehetra namaly. Efa nanao izay azo atao, fa tsy mety mipetraka mihitsy, nefa atao ny analyse rehetra tena tsy misy olana; dia tsy hitako intsony izay atao
Par : kalie
ka efa mba miotra ve enao ,
ka efa mba miotra ve enao , na sao de nareo mivady koa no tsy incompatible ; misy zany , aza kivy zany fa mahereza matanjaha ,de zay miorena hatrany ; fa hain'ny tompo ny zavatra rehtra
Par : Ny saina no amboarina
Mety hihomehy ianao fa
Mety hihomehy ianao fa blocage mentale sy émotionnel no mety mahazo anao, mety mbola tsy namela ny tenanao ianao fa mbola manameloka ny tenanao t@ ilay avortement, mila mamela heloka ny tenanao ianao, manao deuil, satria na noesorina azailay zaza dia mitovy @ namoy zanaka ihany, halamino ny saina
Par : tsotso
TS MANDATRA AKORY A,FA ANATRA
TS MANDATRA AKORY A,FA ANATRA HO ANY HAFA ZANY TEMOIGNAGE-NAO ZANY.HITAHY ANAO ANIE NY TOMPO KA HANOME IZAY ZAVATRA ILAINAO INDRINDRA IZAY O SILAKIN'NY AINAO ZANY.MIALA NENINA ALOHA E!MANANTONA MPANOTRA RENY,DOKOTERA,FA INDRINDRA AKINO @ TOMPO NY FIAINANAREO.HIVAVAKA HO ANAO MANONKANA ZA
Par : Bera Pôlisy
Ary Ram's ve efa nanao
Ary Ram's ve efa nanao analyse ? Dia tsy nisy problème ? Efa nojerena ve ny compatibilité-nareo ? Satria mety ho samy tsy momba kanefa ny fiarahana no tsy mampiteraka. Tsara manantona dokotera spécialiste ihany... Mirary soa indrindra.

Ajouter un commentaire

1 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.