Vous êtes ici

za manambady dia nanana sipa, naharitra 6ans ilay tantara, dia nisarahako izy satria niteraka, nefa tsy nafeniny tamiko izany ary tsy tezitra taminy za fa nalahelo fotsiny sy nahatsiaro ho frustrée be, tsoriko fa tampoka be no nisarahako taminy, tonga dia tsy namaly message tsotra izao za, tsy niantso intsony, tena ilay hoe du jau lendemain dia noravako ilay fihavananay sy fiarahanay fa nalahelo loatra za rehefa niteraka tamina sipa hafa izy, nefa normal satria zahay tsy mpivady fa mpisipa fa tsy zakako fotsiny ilay izyIzao za dia lasa malahelo azy foana, dia tsy sahy mandefa mail na mandefa message FB, tsy fantatro na mbola te hiresaka amiko izy na tsia, fa ny message nalefany tamiko farany dia hoe miasa loha izy fa tsy nahazo vaovao avy aty amiko intsony fa misy inona hozy izy dia tsy novaliako ilay message.Janvier zahay no tsy nifandray intsony, aminareo ve handefasako message izy sa tsia, fa za maninamanina azy na dia hiresaka fotsiny aza, il me manque eh! zahay tena sady mpinamana nifampitantara ny fiainanay no nifampisipa fa za no niala voalohany dia izao ohatran'ny nanenina izany satria tsy misy hiresahana intsonyAhoana no atako mba hifandraisako aminy indray, io sipako io dia tena tia ahy sady tsotra be fa za no niala, malahelo azy za fa tsy sahy eh!

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
azo atao ve ny mi re-contacter ny sipa efa nisarahana?
Inona moa no tsy ho azo atao rehefa ho atao fa dia ataovy ao e !
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
azo atao ve ny mi re-contacter ny sipa efa nisarahana?
Dia inona moa izany no tanjonao amin'ilay fiverenana miresaka aminy? Hifanembona ny taloha dia avy eo hiverina hiaraka dia manao RS avy eo.... Izy any efa milamina tsara miaraka amin'ilay olona niterahany, ianao efa manana ny tokatranonao dia mbola inona indray ny olana?

Matoa ianao niarahany 6 taona anefa tsy nalainy vady dia ataovy mazava be ao an-tsainao fa tsy tiany ianao. Izay msg alefany aminao sy mody fanontaniana ny vaovao momba anao dia tadidio fa manatsafa anao fotsiny. Matahotra izy sao dia mety kokoa noho ny fiainany ny fiainanao ary tsy levon'ny vavoniny akory hoe vitanao ny nisaraka taminy tsotra izao.

Tsy misy hadisoanao mihitsy amiko ny niala taminy satria izy efa nandroaka anao fa ianao no tsy mahazo resaka. Matoa izy mbola miresaka taminao dia enao no misisika fa raha tiany ianao dia nalainy vady ary niterahany fa tsy nandeha tany an-kafa akory izy.

Dia mba inona moa izany no fiheveranao ny vadinao ao an-trano raha ilay sipa taloha efa nanao izay hampalahelo anao indray no himatimatesanao kokoa?
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
azo atao ve ny mi re-contacter ny sipa efa nisarahana?
diannecruze>> miverena neny ah, zah anie mbola tia andri e!
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
azo atao ve ny mi re-contacter ny sipa efa nisarahana?
Tena marina be iolazain'i "ezaka"io fa angaha efa tsy tianao intsony ilay vadinao ao an trano? Fahotana be ny anao sady ravanao ny tokantranon'olona no mbola nopotehinao ihany koa ny anao

Ajouter un commentaire

2 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.