Vous êtes ici

Ry vehivavy , nareo ve efa naita ny vadinareo rehefa le miaraka iny nareo mamonjy lanonana na miantsena, eny na any ampiangonana aza dia itanareo mandinika vehivavy hafa ny vadinareo? Aona no ataonareo amin'ireny ?

Par : laisoa pierre
aleo izy mba hankafy e, ny
aleo izy mba hankafy e, ny vehivavy natao jerena anie e, fa mahatezitra ftsiny ndrai2 ref miarak eni ka mijery izy, efa anatiny zany
Par : tsotso
fa inon tompoko ny dikany io
fa inon tompoko ny dikany io zavatra ambony io HOTRANY VAVAK IO.resak inona le raha?
Par : Anonyme
Fa hafahafa koa anie raha
Fa hafahafa koa anie raha lehilahy no arahiny maso e..

Ajouter un commentaire

2 + 1 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.