Vous êtes ici

Salut e. Vehivavy no manontany. Mba gaga iany oa za fa ny lehilahy miangetsana foana rehefa misy volo ny vehivavy e. Na volonkelika io, na volom.p.o.r.y na nolontongotra. Amzao moa efa misy atram fanalana volontarehy aza. Ho ahy manokana ilay izy efa anatin'ny hygiène dia mahazatra. Fa mba mahagaga ana indraindray ireo lehilahy mpiangetsana vehivavy lava volo ireo ny azy ny volon.d.a.t.a.k.a sy ny volonkelika lava be. Ho an'ireo misy volontratra sy volontongotra manginy fotsiny. Ohatrana aloha raha vao ve volo ny l.a.t.a.k.a tonga de tsy miditra aho e. Ahoana ny hevitrareo? Sa ve hoe refa ny lehilahy no be volo de tsy maninona?

Par : Totozy
izaho koa tsy mazoto raha be
izaho koa tsy mazoto raha be volo i balita. ny helika ko tsy tiako raha misy. par contre ny tratra tsy mampaninona ahy lotra. ny vadiko be volo (ny vatany rehetra) fa efa zatra manala helika sy balita, ny tratra sy lamosina za no manala azy. za manokana manala volo tsy ho azy fa ho ahy fa zany hoe efa zatra moa zany izy dia na za aza hafahafa raha manao nefa misy volo. fa raha olona tsy manala volo no miseho tsy tia volo dia mapme be
Par : anonyme
Efa fomba fisainana mihitsy
Efa fomba fisainana mihitsy lé oe ny vhv mila coco rasé hatrany anatiny sinon voretra, fa ny bandy tsy maninona zany
Par : anonyme
izaho aloha lehilahy fa tena
izaho aloha lehilahy fa tena sarotiny amin'ny fahadiovana e! Amin'ny tenako aloha dia amin'ny partenaire-ko. Malama tsara daholo afa-tsy ny volon-dranjo hahaha
Par : RADAFY
Ho ahy manokana dia bevolob
Ho ahy manokana dia bevolob iny ankafiziko i bozy fa ao tsara kosa aloha ny fahadiovany.
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 2 days 19 heures
A rejoint: août 1, 2018
Ilay volo aloha dia natoraly
Ilay volo aloha dia natoraly eh, matetika izy ireny dia natao hiarovana @ loto isan-karazany tsy hiditra, karazana filtre io (volon'orona, volon-tsofina, sy izay tonga ao an-tsaintsika ao
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 2 days 19 heures
A rejoint: août 1, 2018
Manana safidy 2 isika; safidy
Manana safidy 2 isika; safidy voalohany ny hitazona ny volo hijanona eo saingy mila mahavatra misasa tsara matetika araka izay azo atao na misy na tsy misy RS. mila atao obligatoire ho an'ny andniny sy ankilany rehefa misy RS indrindra moa fa efa mankafy an'ity karazana position 69 ity. satria ilay loto sy otrikaretina dia tavela ao anatiny ao ka mila esorina na vonoina.
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 2 days 19 heures
A rejoint: août 1, 2018
Safidy faharoa, manala ilay
Safidy faharoa, manala ilay volo (fiaratana na fanongotana à la cire na @ pince raha vitsivitsy azo atao an'izany) mila asa bebe kokoa io satria maniry foana ny volo avy eo ka na manilotsilo ilay partenaire na ianao mihitsy no tsy hahazo aina.
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 2 days 19 heures
A rejoint: août 1, 2018
Ny ahy rehefa avy miaratra
Ny ahy rehefa avy miaratra iny ny vadiko ka manao izahay dia mety fa raha vao miandry 1 na 2 andro aoriana dia reko manilotsilo be eo @ pubis-ko na @ molo-pivaviako dia manapaka filàna ilay izy indraindray. Aleoko aza efa maniry 1 semaine ilay poil no manao satria efa miha-malefaka ilay izy eo.
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 2 days 19 heures
A rejoint: août 1, 2018
Misy olana ilay forum fa mila
Misy olana ilay forum fa mila notapatapahana ny soratra vao noraisiny
fiber_manual_record Felantsoa
Dernière visite: Il y a 2 days 19 heures
A rejoint: août 1, 2018
ny ahy manokana ilay safidy
ny ahy manokana ilay safidy miaratra no ataoko na dia efamadio be lalandava aza io, misasa matetika, eny na hatrany am-piasana aza mbola sasako @ rano alaiko @ tavoahangy fa tsy mahafaty antoka

Ajouter un commentaire

9 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.