Vous êtes ici

Ahoana ny hevitrareo momba ny caisse noire ?
Pour sa contre ? Dia mba hazavao hoe ny antony
Misaotra

Par : mamannaro
Izaho aloha tena pour e!
Izaho aloha tena pour e!!surtout ho antsika vhv,ilaina foana izy rehefa sendra misy trangan-javatra tampoka ao antrano,sendra misy marary na tsy fahampiana na amonjena RAD sendra ny tsy ampoizina na otrzany e. Moa raha tahiany tsy misy loza fa manana ny ampy d hitsinjovana ny ankizy any aoriana. Tsy voatery ho fantatr ramse nefa tsy maninon ko raha fantany am fotoana hamoahana anlay(rah sendra misy marary ohatra). Itako hoe vhv mahay mitsinjo lavitra sy vhv hendry no manao caisse noire fa io mo samy manana ny heviny fa raha misy ny azo ampirimina aleo mampirina ihany a!!
Par : anonyme
Tsy olana ilay caisse noire
Tsy olana ilay caisse noire ref tsy entina anaovan-dratsy. Ianao ve izany raha juste ny vola omen'ny vadinao isan'andro (sakafo sy frais) dia tsy hanana mits na ariary aza arotsaka raha misy famangina manjo tampoka any ampiasana. Ilay izy tsy hay azavaina, fa ref milamina ny sainao tsy tokony misy olana. Cas hafa ndray raha oe mamelona n sipanao ianao na toy izany
Par : Anonyme
Tsy hanaovan-dratsy kah! Fa
Tsy hanaovan-dratsy kah! Fa zay hoe tsinjo lavitra izay no tanjona!!!
Par : ...
Za bandy fa manana caisse
Za bandy fa manana caisse noire sy manana "compte épargne" ary "assurance" tsy fantatry ny vadiko. Nosokafako ireo satria taizam-bazaha ny vadiko ary tena fombany mihintsy ny mandany izay miditra - raha vao misy "credit" @ banque ireny ahazoana vola ho kirakiraina dia alefa. Na samy mampidi-bola aza izahay, dia toa lasa famerenan-jana-bola fotsiny ihany izany. Mba itsinjovako ny ******* andro meriky ny zanakay no hanaovako izany satria raha misy zava-mitranga dia azo lazaina fa tsy misy ho raisina @ ataony.
Par : 10.05.2020
Salut ! Refa ampy ny ao an
Salut ! Refa ampy ny ao an-trano dia mety tsara ny caisse noir. Fa misy karazany ve dia atao inona ? Karazany 3 no mety (hevitro sy ataoko io) : 1-épargne 2-raisina rahanmosy tranga tampoka 3-anaovana plaisirs De zay
Par : blackie
izahay taloha nilamina be dia
izahay taloha nilamina be dia tsy nanao caisse noire zany aho fa fantany daholo hatramin'ny 200 sy 300ar omeko ny mpangataka haha tsy manontany izy fa izaho no miresaka aminy dia fantany daholo ny fandaniako vola. taty aoriana, nikorontana ny tokantrano nohon'ny antony tsy mila lazaina eto angamba, lasa tsy dia natoky azy aho. nisy ambopo kely hoe "za nga moa velomin'ity?" teo dia lasa nanao caisse noire aho. karamako ihany moa no atokako fa tsy hoe vola avy any aminy (asa raha mbola caisse noire ihany no filaza an'izany) rehefa miady izahay dia lasa aho mandanindany an'ilay izy. ridi*******e be, je sais fa izay no fanalàko ny lohako moa. avy eo, miezaka aho mandefitra sy mampitony ny foko amzay zavatra ataony. najanoko ilay caisse noire lanilaniana fa compte épargne no ezahako anaterana foana. fantany koa hoe misy io compte io, fa tsy fantany hoe ohatrinona exactement ny any. fehiny: aleo manana vola mipetraka na noire na épargne na inona. raha milamina ny tokantrano arahaba soa arahaba tsara, raha sendra miparitaka dia au moins mba misy hitsinjovana anzany

Ajouter un commentaire

4 + 11 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.