Vous êtes ici

Miarahaba antsika,

Ahoana kay ny fomba hikajiana pension alimentaire raha 2 ny zanaka rehefa hisaraka ? Misy formule ve sa ahoana ny fandehany ?

Par : Poufff
Ny pension alimentaire dia ny
Ny pension alimentaire dia ny tribunal no mametraka ny vola tokony ho aloanao isan-jaza! izany hoe tsy misy formule fa efa lalana mipetraka io
Par : Natiora H
Izany mihitsy, ts ianao no
Izany mihitsy, ts ianao no manao kajy hoe zao na zao fa izay fantatry ny làlana fa ampy ho an'ny zanakao no izy, ary io miankina koa amin'ny oe miasa ve ny renin-janakao na rain-janakao! izay no mety ampitombo na ampihena ny vola asain'ny fanjakana alohanao isam-bolana
Par : Bera Pôlisy
Nisy mpampianatra izay
Nisy mpampianatra izay nanambady zanaka mpitsara. Avy eo nisaraka. Fa tena sahirana ingahy rainy satria na frais taxibe aza tsy nananana intsony fa tsy maintsy nandoa PA. Nandeha an-tongotra niasa kanefa any @ 5 km ny toeram-pampianarana. Nisy Ranamana niasa t@ banky koa fa 1/3 n'ny kar******* sisa noraisiny fa ny 2/3 dia alain'ilay ramatoa eo @ guichet isam-bolana. Nandraingiraingy saingy izay moa no, takalon'ny beaugossité ko ...
Par : pension
Grave koa izy izany marina.
Grave koa izy izany marina. Betsaka loatra koa re izany. Raha ohatra ve miteraka any aoriana any dia mba misy révision ilay pension aloa. Inona no zavatra mety mitranga raha sanatria tsy mahaloa ilay pension alimentaire ? Hatramin'ny firy taona eo ny zaza no tsy maintsy handoavana pension ?
Par : Bera Pôlisy
Tsy tokony ho eritreretina
Tsy tokony ho eritreretina kosa aloha ny resaka divorce raha vao hoe mifankatia e. Zay hahamafy orina ny tokantrano no tokony hilofosana . Mirary soa.
Par : pension
Ilay fisaharana raha ny cas
Ilay fisaharana raha ny cas-ko efa inévitable, fahadisoana avy aty amiko ary tsy laviko. Miandry formalité sisa dia miaina izay tsy maintsy ho hatrehana.
Par : arniah
ary raha tsy vita soratra
ary raha tsy vita soratra nefa bevohoka ilay vehivavy dia ahona indray ny fandehan'izay?

Ajouter un commentaire

3 + 6 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.