Vous êtes ici

Miarahaba antsika rehetraMba mila torohevitra aho ry zareo a , efa nodidina calculs tao amin'ny určtere ny tenako, 16mm ilay izy tam zany, tam mois de Novembre 2016 anefa nanao controle de hita fa mbola nisy 8mm ndray tao amin'ny urétere, teo vao niteny ahy ny dokotera hoe, ny sakafo no mila ovaina fruit et legumes, de mila misotro rano betsaka, 2 ŕ 3litres par jour, nanao controle ny avril teo rehefa avy nanao ody vato nandritra ny 6mois de mbola tsy niova ilay izy fa nidina fotsiny ny place-ny, lay izy tsy maharary ahy toy ilay tam voalohany fa ndraindray fotsiny henoko misy zavatra hafahafa ao, ohatran'ny manidrona, manaikitra kely na mifanitona, ary mbola ao amin'ilay efa nodidina ihany anefa io mbola misy vato io, inona no hatao fa tsy te ho didina itsony aho?Misaotra mialoha

Ajouter un commentaire

4 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.