Vous êtes ici

Mba efa nisy taminareo ve nampiasa azy io. Misy mivarotra any anaty FB any izy io ary Voalaza fa : - Mitsabo sy manetsika ny voa (reins) marary hanao asany indray. - Manadio sy mapikorina ny rŕ - Manasitrana rhumatisme - Manala ny éjaculation_precoce ,aretin-damosina , filahiana malemy (impuissance) , insuffisance rénale , calcul rénal, mamany lava tsy mahatana pipy.. - Fiarovana @ aretin'ny Prostate.Efa nisy nahita soa tamin'ny fampaisana azy ve? Misaotra amin'ny fifampizarana, tsy hita intsony izy ity fa dia mitady izay mahasoa e sy mahatsara ny fahasalamana e.

Ajouter un commentaire

5 + 4 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.