Vous êtes ici

Miarahaba o,Misy centre momban'ny Cardiologie tena mahay ve eto Madagascar, manana fitaovana tsara. Manana marary mila fanaraha-maso dia mba mila fanampiana ho an'izay mahalala.Misaotra mialoha

fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Cardiologie
Mba mangataka numero na ny adresy misy an'i prof nirina azafady tompoko.
fiber_manual_record non identifié
Dernière visite: Il y a Jamais
A rejoint: juin 13, 2018
Cardiologie
Misy roa ny service afaka mitsabo cardio ao befelatanana raha mbola tsy misy fahata-pahana lalan-dra ka ao @ service cardiologie izay Pr Nirina no lehibeny na koa ao @ service Unité des Soins Intensif en Cardiologie (USIC) izay Pr Soloof no lehibeny.

Samy malaza mahay izy ireo ary samy manana clynique any ivelany koa manantona ao @ secretaire-ny ao @ Batiment E 1ere étage ao @ HJRB raha mila fanazavana fanampiny.

Raha efa misy fahatapahana lalandrayeydp indray dia eny @ HJRA no misy ny service cardio-vas*******aire.

Mazto

Ajouter un commentaire

15 + 2 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.