Vous êtes ici

Salama daholo, aiza sy ahoana kay ny manambotra carte de groupe sanguin?
Misaotra indrindra.

Par : Bera Pôlisy
Manantona eny @ ireny
Manantona eny @ ireny laboratoire d'analyses médicales ireny fa manao sy manome izy. T@ izahay vao hivady dia teny no naka satria ny fiangonana nitaky izany. Mirary soa

Ajouter un commentaire

13 + 3 =
Trouvez la solution de ce problème mathématique simple et saisissez le résultat. Par exemple, pour 1 + 3, saisissez 4.