Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Bonsoir,Mba saika hanontany raha mba misy mahafantatra hoe inona no mahatonga ny embrayage na rextone hi lâche rehefa mande mafy plus de 100km/h anefa refa mande mora d tsy maninona?

Miarahaba an'izay eto,Ny tena moa mbola manify ny ao anaty poche fa vao manaomboka mihary mihintsy dia miheritreritra fiara somary mba économique amin'ny consommation de carburant nefa tsy mandany vola be amin'ny maintenance koa dia mba manontany amin'ireo manana traik'efa hoe:10 Million d'Ar ny budget izay tsy dia betsaka loatra mazava hoazy dia misy option roa ireto dia raha enao no eo amin'ny toerako mba omeo argument hoe iza no tsara kokoa:Voalohany:

Miarahaba e !Aiza ry zareo no mba misy manamboatra na micharge gaz climtiseur mahay ?

Salama daholo ary samy tratrin'ny taona 2018.Mba saika anontany sao mba misy mahalala mety hoatrinona eo ho eo ny dedouanement BMW X5 année 2010 full option?Mba mila hevitra na estimation fotsiny.Na aiza koa ny mety azahoana izay inofrmation izay ?Misaotra mialoha amin'ny valin-teny.

In kay n voiture mb économique amzao e?

Miarahaba antsika rehetra,
Mba te hahafantatra aho,sao mba nisy nandoko fiara vao haingana,mety ohatrinona any zao lay mandray vita raha mandoko fiara kely ao anatiny sy ivelany ??
Misaotra indrindra @ zay afaka mamaly indrindra raha mba misy detail kely azafady .

Bonjour, Za ry zareo mba mitady auto ecole azo angalana permis A sy B ah .. d aiza mba misy azo antoka tsara ? Dia mb amle mora ihany koa .. Misaotra betsaka ho anareo izay amaly !:)

slm daholo e arakio sujet io de mba saika hanotany oe in daholo kay no mba mety olana aminio nissan 3di amizao io, manampikasana hividy aho efa misy hitako any fa ireto no olana efa nolazainle olona tamiko:- tsy misy baterie - mila verifiena ny equipement fa mis ts mety- mis raprochena hono frein fa ts maazo tsara- somary be feo hono le iz fa asa na in na in fa ref nojereny meca de oe mety probleme soupape zan- nidoka dia nolazainy fa oe maty injecteur

Salama e. efa io @ sujet io ny fanointaniana e. Misaotra izay mamaly

Miarahaba o,Misy probleme resaka embrayllage ilay fiara REXTON ko, somary maimbo raikina d ts d misy reprise. Inona no mety probleme, mba toroy hevitra mecanicien mahay mikitika izany o. misaotra mialoha .

Pages