Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Salama daholo, hyundai no resaka eto ry zareo an, inon kay no maha-samy hafa ny 4*2 et 4*4? @ fampiasana azy ve? misy tombony manokana ve? ary ny moteur CRDi 4*2 ve efa mety tsara eto @tsika.Fanontaniana ihany ny ahy fa mba te ahafantatra, ny net mantsy milaza fa ny motricité ihany no samy hafa nefa miankina @ 1/1 ihany.Misaotra sahady ŕ zay mitondra fanazavana fanampiny .

Manana Mercedes Classe A aho. Tsy mandeha daholo ny tableau électronique. Iza no mety mahay manamboatra azy io? Raha azo atao dia mba omeo contact. Isaorana mialoha izay afaka mamaly.

Salama daholo,Arak'io sujet io inona no tokony ho jerena raha hividy 206, de inona ny karazany tsara (essence, diesel)Misaotra mialoha

Mba mangataka avis raha hiditra hanao transport personnel. Inona no fiar tsara ampiasaina ?! Mazda sa ilay somary lehibebe (18places) ?! Dia mba mahavoa ihany ve sa tsy tsara idirana ?!

Araka io sujet io d mba manontany fa otrn tsy mino iany za fa misy bandy manana toyota caross 3L moteur 5L moteur tsotra fa tsy turbo,lazainy mavita minana 312 marina v zany

Sao dia misy manana toyota yaris Phase 1 eto Tana mba hangalana modele hanamboarana house . Misaotra betsaka amin'izay mamaly sy manome sera amin'io

Sali daholo e,Hono hoa, raha mametaka moteur ana kia sportage 2.0 td anaty mazda dia aiza no tokony mipetraka ilay intercooler satria ny d'origine le eo ambony ny case soupape?Misaotra mialoha e

INona avy ny partie mécanique tokony hatao graissage @ GOLF 4 ?

Salama daholo e, mba saika anotany oe rehefa mijery etat-na moteur diesel mba azonareo lazaina ve oe manao ahoana ny etat dia inona avy no dégat ao anatiny. - tranga 1 : motera velona, misy menaka mipitipitika @ bouchon d'huile rehefa sokafana.- tranga 2 : motera velona, misy menaka mipitipitika + setroka @ bouchon d'huile sy ny jauge na huile. Misaotra mialoha @ izay mamaly fa meca anakiroa no nakana hevitra dia tsy mitovy ny lazainy e. pajero 4d56 diesel intercooler ny fiara

Manaona daolo o,Mba mikasa hividy , inona no fiable kokoa Terracan sa rexton? efa misy garage mahay mikojakoja sy manamboatra ireny vitesse automatique ireny ve eto Antananarivo?

Pages