Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Miarahaba tompoko.Saika hanotany oe aona ry zareo ny fifanarahana.Eo @tompon'ny fiara sy ny sofera momba an'ireny taxibrousse ireny ? Ny versement ve mandeha siaky ny voyage sa isaky ny inona, ny volan'ilay sofera aona ao antin'izany sa oe karama isam-bolana,Ra misy simba ny fiara dia aona ? Sns ...Misotra mialoha.

Miarahaba antsika rehetra ; sao dia mba misy afaka manome avis mikasika STAREX 4x4 CRDI isika ato fa miheritreritra hividy azy io manko aho , tsara ihany ve? inona no mety aretiny? misaotra mialoha ho an'izay mamaly

araka io sujet io dia mba mikasa ny hividy sprinter hanaovana taxibrousse ny tenanay ka mba mangataka torohevitra avy aminareo izay mba mafy sy mora tezaina. Misaotra mialoha @ valinteninareo.

Sali sali daholoArak'ilay sujet zalah a, aiza no misy méca tena spécialiste moteur DCI renault ?Nisy fotoana mantsy adino ny nanapoka rano azy dia niakatra b ny température, notapohana rano avy eo fa mbola tsy voapurgetao aorian'izay d rehefa mandeha elaela (rehefa mafana) dia hita tsy misokatra ny turbo, kely aina kely sady manetroka.rehefa mangatsiaka anefa dia normal tsaraMankasitraka e

Ny olana dia mi-consomme lasantsy be ilay fiara (13L/100 sur route). Araka io sujet io, dia efa betsaka ny garage nohatoniko fa samy manana ny filazany avy ary tsy dia nahafa-po ny prestation-ndry zareo.Misaotra ho an'izay mamaly.

salama oh,Iza na garage aiza no tena mba mahavoa manamboatra Direction assistee fa otran'ny mihena foana ny ATF misy manary, efa nojereko ihany fa tsy eo @boite aloha na eo @pompe fa tsy hitako hoe aiza le manary. Ford Escort le fiaraMisaotra mialoha, ra misy afaka mametraka contact moa vao miha tsara

Aiza ry zalah no misy specialiste boite 4x4 mahay tsara eto antananarivo,

Araka io sujet io, inona ry zalahy no différence entre Sorento CRDI vs HPDI ho an'izay mahalala.Misaotra indrindra é

Ny mandreraka indraindray dia misy ireo vahiny sasantsasany manambany olo eto aty fantatr'isika ireo hoe iza ...ara iza moa izan raha tsy ireo vahiny lany mofo miseo manao attitude de colon eto.Tsy aiko anareo, fa ny tenako moa dia mihevitra fa taniko eto. Anahy ity nosy ity ary sahiko no miteny fa antsika ity firenena ity...sa ...diso aho ve? et ce meme hoe sahirana isika Malagasy...na ino na ino...antsika Nosy Madagasikara ity e!!

Pages