Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Aiza ry zalah no misy specialiste boite 4x4 mahay tsara eto antananarivo,

Araka io sujet io, inona ry zalahy no différence entre Sorento CRDI vs HPDI ho an'izay mahalala.Misaotra indrindra é

Ny mandreraka indraindray dia misy ireo vahiny sasantsasany manambany olo eto aty fantatr'isika ireo hoe iza ...ara iza moa izan raha tsy ireo vahiny lany mofo miseo manao attitude de colon eto.Tsy aiko anareo, fa ny tenako moa dia mihevitra fa taniko eto. Anahy ity nosy ity ary sahiko no miteny fa antsika ity firenena ity...sa ...diso aho ve? et ce meme hoe sahirana isika Malagasy...na ino na ino...antsika Nosy Madagasikara ity e!!

Ho an'i moderateur, mba afaka bloquena ve ny login an'i Njoun azafady

Salama daholo,Raha misy aminareo no efa nampiasa ireny silent bloc vita gasy ireny dia mba te hanontany anareo aho :1- Misy karazany ihany ve ilay matiere hanaovan'izy ireo azy ireny ka afaka hisafidianana ? Mateza eo @ hafiriana amin'ny taona izy ireny ?2- Ohatrinona eo ny manolo manontolo ireo silent bloc roa raha hoana bras iray amin'ny glof 3 ? Mankasitraka.

mba hanontany hoe aiza ny misy segment mba tsara ,be ihany ny mpivarotra fa toa tsy miasa firy akory dia izay,misaotra,

Salut daholo,Hono hoa mba te hanontany an'izay efa nampiasa fiara décabotable na cabriolet hoe ahoana ny sécurité?Tsy misy dikany ankory raha ohatra ka apetaka foana ilay capot nefa na mipetaka aza iny mora miala ihany na ho voadidy ny antsy mihintsy aza raha hoavy zala hanao ratsy izay.Mba manontany retour d?expérience hoan'izay mpampiasa décapotable alohan'ny hidirana aho ny tena marina sao dia toa de mijoboka eo. Fa sao dia tsy mety eto mihintsy ny manana an'ireny raha tsy izany dia inona daholo ny condition ampiasana azy?

Salama daholo,Saika mba andeha any mantasoa. Mba manao ahoana kay azafady ilay secondaire kely miditra ambatoloana?Misaotra indrindra

Araka io poste io sao mba misy afaka manampy?Raha misy marque Magnetti Marelli vao maika tsara.Misaotra mialoha e

tena mba mila vonjy, rehefa nojerena ilay auto dia oe mila programmer-na ny calculateur. Matahotra anefa sao sendra ny b kitikitika ts mahay akory. Iza no mety mba tena mahay? Toyota prado ilay auto

Pages