Vous êtes ici

[yaourts2] - Mba saika hanontany hoe aiza eto Tanà kay no misy mivarotra ireny sarona yaourts na jus à jeter ireny (opércule angamba no anarany), ilay dorana @ operculeuse.

Misaotra mialoha ho an'izay mamaly

[steak_] - manahoana daholo,

misy restaurant manao steak à l'américaine ve eto Tana ?

merci

Bonjour,ny emballage ve mahasolo papier sulfurisé raha hanaovana sakafo?

Bonjour daolo,aiza no ahitana mpivarotra gros sel azafady ?merci beaucoup

[voahirana] - Bonjour,

Izahay dia manafàna vary foana isamaraina, dia iny no sakafonay maraina. Vary efa nandrahoina ny alina izy io.
Fanontaniana : tena manimba ara-pahasalamana ve ny mihinana vary nafanaina ?
Misaotra tompoko

Bonjour daolo,Aiza eto Tana kay no ahitana koba aina ? de otrinona n vidiny ?merci

Araka io sujet io, mba misy afaka manoro ny fomba fanaovana fromage de tete ve azafady? Merci

Manao ahona daholoazia misy mivarotra koba sy samosa tena tsara eto Tana, dia misaotra mialoha

bonjour daolo,efa mankaleo le soupe van tan mine garnie de mba saika hiova menu za refa mande resto. Inona no sakafo tsara azo asolo an'io ?merci

Mitady aho fa toa tsy mahita an,hitako ireo mpanodina hazandranomasina atao surgélés fa e e,e

Pages