Vous êtes ici

Manao ahoana daholo tompokoMety misy mahita ve hoe aiza no misy mivarotra loko en boîte Latico. Efa misy fividiananay ao Ambalavao Isotry fa tapitra hono, dia mbola tsy fantatra hoe rahoviana vao misy arrivage indray. Dia nitety ny Isotry avy eo fa tsy nahita ilay Latico. Izahay mantsy tsy te-hiova loko.Misaotra indrindra.

Miarahaba e!Mba mila vonjy ry zareo a? MILA Toro hevitra kely izaho azafady. Ny "console" ve raha mitondra rindrina any ambony dia tsy maintsy misy "poteau" sy "poutre"ve ao ambaniny azafady?Misaotra mialoha ho an'izay mamaly.

Miaraaba, mb t anontany anareo tompoko oe mety eo @otrin ny vo mahavita manangana trano? ny vadiko mikarama 400000ar, izaho kosa eo @ 350000ar. Mipetraka @trano lova izahay @izao ka dia efitra iray no ipetraanay! afaka mapiakatr sy manitatra kely anef izahay ka ra tena exploitena ilay toerana dia ahavitana eo @ efitr 3 eo, living 1 ar cuisine sy douche interne! Ny ipetrahanay @zao anef dia efitra iray, ny WC any ivelany. Tena mbol construction b, d saika anontany oe mety eo @otrin eo au moin no ts maits ananana ra t anitatra trano? itombo manko ny isan-jaza d kely loatr le efitr iray tompoko.

Miarahaba maniry hividy tany izahay saingy ilay izy tsy misy "titre" fa "plan cadastral + extrait JO" fotsinydia be zistoara be ve ny mikarakara azy sa azo hidirana ihany?

miaraha ny namana ato, sao misy efa nanana experience ny toerana nividianana lamelle pallisandre (maina tsara sady kalitao...ankoatra ny hazovato mazava ho azy), ka afaka hividianana maika be. 90metre carre eo ho eo no ilaina @ refy zay maximum.mba toerana manana hazo maina tsara sy voakaly tsara zareo.misaotra mialoha

Miarahaba antsika rehetraSambany vao hammpiditra rano antrano am alalan'ny vovo sy ny moteur ka mba mila fanampinareo tompoko. Momba ny kit rehetra ilaina miala am vovo tonga ao antrano. Moteur manokana, manuelle ve no tsara sa électrique? Inona no ilaina le suppresseur? sns .... Miandry torohevitrareo

miarahaba tompoko,mikasa hividy trano na tany aho, ety am ville daholo ireo,mbola tsy mahay n inona n inona fa mba te haka hevitra aminareo,raha misy ohatra trano nivoaka gazety ny annonce de vente n ilay izy,ary agence iray no miandraikitra ilay izy.ahoana no atao na inona avy no angatahina aminy na hanamarinana fa ok tsara daolo ny reetra reetra ny papier sns,satria mia izy panelanelana tsinona.Tsy aiko oe rehefa en cours eny ve mety mifandray miresaka direct am tena tompo ntrano ihany ve sa ahoana?

Miarahaba antsika. Aiza no tena mba mahay sy azo antoka ry reto amin'ireny mpanamboatra meuble cuisine en mélamine ireny? Misy mba afaka mi-temoigner ve amin'ireo efa nanao mihitsy ka afa-po azafady.eo amin'ny qualité, finition, fanajana fotoana, vidiny? Mieritraritra hanao lakozia manko izaho ka mba manontanintany e. mba mateza ihany ve izy ireny sa endrika fotsiny? sa aleo ihany manao hazo?Misoatra mialoha ho an'izay mamaly ô!

Misy olona mivarotra tany sy trano mbola eo andalam-panamboarana (vao rindrina fotsiny fa tsy misy tafo),tena nalefany mora be, mety hoe misy antony manokana ve rah izany toe-javatra izany raha ny fahitanareo azy? tE HIVIDY AHO NEFA MIAHOTRA tampoka. Efa indroa ry zareo no nanorina trano teo @ ilay toerana, ny voalohany tonga dia nirodana ho azy ilay trano, dia io indray ny faharoa fa amidiny miaraka @ tany.Izay afaka mety hahalala ny anton'izany no iangaviana hamaly, na handroso soso kevitra ahy.

Salama daholo,Inona ry zareo ny colle ampiasaina ra hanambatra eponge ho an'izay efa nanao, nisy olona hitako nanao an'io efa elabe fa tsy haiko hoe inona no colle nampiasainy, zany hoe misy eponge de qualite maromaro ao antrano de misy dimension ilaina de mila hakambana ireo mba hahazoana an'le dimension ilaina mba hialana @le fividianana vaovao.Misaotra mialoha

Pages