Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

Inona moa izany no tena mahatapankevitra antsika vehivavy hoe manao régime ? Misy miteny hoe matavy ve, sa misy manaratsy ve, sa tsy mahatoky tena, sa refa mijery fitaratra enao dia kiriko mijery ny paozinao, sa ny vadinao mintsy no manaratsy anao ?

Mba mila hevitra kely zareo aZao ilay cas-ako: misy olona miaraka amiko, miasa tena izy miasa ao antranony, mbola miaraka mipetraka am mamany sy ny zandriny izy, efa samy trentaine zahay. Rehefa weekend izy no makany amiko matetika. Samy eto tana.Fa izy dia tena tsy manambola foana ary dia miankina amiko foana hatramin?ny crédit sy ny gouter sns. Tsy maazo any am mamany izy. Tena tsy mandefa vola aminazy foana ilay mpampiasany any an-dafy, travail a domicile ilay izy dia any andafy ilay sefo.

Bonjour daoly,aiza ry reto no mety misy mpivarotra combinaison de travail, mba le tena mba matevina tsara reny? Merci

Bjr,mba omeo contact astrologue matotra ry reto nefa accessible zay mahita.merci

Miarahaba o, mba te hipetraka any andafy reto a, mba mitady lalana. Aona sy aona ny atao? Misy havana mipetraka any fa le procédure mitsy no ts hay oe aona sy aona?Tonga d manao visa touriste v d any vo mitady lalana d mijana. Mora v no mahita asa any? Misaotar @zay mamaly

Miarahaba antsika rehetra!Araka io sujet io dia mba te hametraka zandrin'ilay zanako amin'izay aho fa tsy mety fa tsy aiko hoe nahoana?Marihiko fa nanao contraception aho teo aloha,pilule dia aveo niova tsindrona,efa 5 mois teo izay no nanajanona ary mandeha tsara ny cyle na somary lava aza ny cyle iray(35-45jrs) vao miverina.Maniry mba hiteraka @ izay fa matahotra sao lasa be aizana ny zanako.Raha misy manana totohevitra dia raisina an-tanandroa.Misaotra tompoko.

Cc daoly tsika. Mba mila fanampiana reto fa leo an le mapiasa ankizy ato atrano fa miasa 2 na 3 volana d miala na mangalatra... Ka sao mba mis afak manoro creche azo antoko ety am ville. Misaotra mialou.

Manao ahona daholo, efa ela tsy tany dago ka mba te handeha ka mba te ahafantatra ohatrinona eo ho eo ny sakafo dans la journee pour 2personnes ohatra dia ohatrinona amin'ny vola gasy eo ho eo misoatra izay mamaly

Pages