Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Tianasoa] - Manao ahoana daholo,

Saika mba anontany ny hevitrareo aho ry reto fa nanomboka niasa tamty mars ty dia 3mois ny période d'essai nefa mba te-hiteraka faha 2 amzay fa efa mihalehibe ilay voalohany.
Afaka afiriana aorinan'ny période d'essai validée eo kay no tsara manao bevohoka mba tsy dé hisy olana loatra any ampesana araka ny hevitrareo?

Misaotra betsaka indrindra @ torohevitrareo!!!

Bonne journée daolo

[Andii] - Bonjour, 33 semaines de grossesse de nefa sad milolo ahitra le zazakely no kely. Inona kay ni sakafo oanina mba apitonbo anle zaza tsara azafady ? Merci

[kyst] - BJR,aiz no met mis echo en couleur d otrin zfd

[Maman1] - Salama daholo, 3 mois de grossesse aho izao ary ho ajanon'ny gyneco amin'ny asa fa be pathologie loatra hoe (diabete, tension, hernie cervicale...). Mba hanontany izay mahalala: ahoana ny lalana amin'izay cas izay? Mahazo karama, repos maladie ve sa ahoana?. Misaotra indrindra amin'ny fanoroana.

Bonjour, tsy maninona ve azafady raha efa bevohoka zaza faharoa, de mbola sady mampinono zaza voalohany nefa? Merci sahady ho an izay mamaly

[Rebellionne] - Vehivavy sady manampahaizana, manampanahy, manja no tsara bika. Afaka matoky tena ianao rehefa manana an'ireo rehetra ireo fa Ray hier very mandeha na manambady na tsia. Fa tsy voatery hoe hiankidoha am hatsarana fotsiny. Hafa vehivavy hendry sady mahay anefa tsara. N'y fiainana tsy vitan'ny misy arotsaka.

Bonjour les mamans, je suis ici pour trouvé une amie, je suis un jeune homme de 30ans, à la recherche d'une maman délaissée qui a besoin d’affection et plus. voici mon mail pour les intéressées: lalainarandria90@gmail.com.
Dans l'attente de vous lire mes dames.

[sahirantsaina] - Inona reto no ataoko nilaza tamiko ny zanao vavy fa bevohoka, mieritreritra ny tsy hitazona azy izahay a 95%, diso ve za raha manaiky ny fanampahakeviny, reny aho no miteny, mieritreritra ny ho aviny aho satria mbola kely taona izy, vao bac no ampelatanana, ilay zaza lahy koa torak,izany, izany hoe tsy misy ny ho aviny mihitsy zany, very hevitra aho

[mimita] - coucou les mamans, aiza ireto no misy tena mahay manao circoncision eto antananarivo? Marary ve no manao ilay izy? zazakely 4ans ilay atao.
merci bcp

Salama daholo, mahakasika ny fanamboarana zaza no tiako resahana. Misy sakafo na zavatra hafa tokony hatao ve mba ahazoana zaza lahy, na vavy araka izay iriana?

Pages