Vous êtes ici

Restriciton si mineur: 

[Alice] - Inona kay no mahatonga ny glaire tsy mandeha intsony! mb valio o

[Freya] - Slt les gens, besoin d'aide : mijaly sady mangirifiry noho le chaude pisse! mila fanampiana , ahoana ny fomba itsaboana azy; raha misy solution naturelle de mba omeo o

Henoko tany ho any oe alohan'ny fahabevokana hono ny vehivavy iray efa manambady dia manomana ny vatany ho bevoka! izany oe misy préparation ataony izany ao! ny tena tiko ho fantatra dia oe: inona avy no atao mandritra io préparation avant grossesse io! mou , mis préparation tokony ho ataon'ilay lehilahy koa ve?

[Fandresena28] - Fandresena no anarako, 28 taona ef manambady ary te hanan-janaka! Misy rhumatisme dia ts avelan'ny dokotera miteraka fa mety anaraka atram aiko hoy iz! Akotranio salama tsara ny vatako, ary efa niresaka tamin'ny vadiko aho momba io faniriako te hanan-janaka io! aiza ho aiza eto antananarivo na eto madagasikara mihitsy no misy mapanao fécondation in vitro ary misy mère porteuse azo antoka fa tsy angalatra ny zanako tompoko? Misaotra ho an'izay mamaly

[tsitsi] - Salama o, miarahaba e, mitady hevitra aho momba ny fananahana, izao tena sarotim-pery be mihitsy nefa mba maniry hiteraka ! inona ny vahaolana mba afaka atoronareo ana

[Justine] - Slt daholo, mitady mpampiteraka mahay eto antananarivo! marihina tsara fa tsy miditra hopitaly na tahaka izany fa mpampiteraka any an-trano ireny

[ENDRIN'I MAROLAHY] - 3 TAONA MAHERY 3 VOLA NY ZANAKO, LAHY KELY, MBOLA TSY MAHAY MITENY TSARA. TSY MAHAY PHRASE MAZA, TSY MAHAY MANAMBARA IZAY SENTIMENT-NY NA IZAY TIANY HATAO (MATETIKA NY MANAO BAIKO MOANA)
MARIHIKO FA MAHENO TSARA NY SOFINY, EFA MIANATRA ARY MANANA ZANDRY 4 MOIS, MILALAO TSARA @ ANKIZY ARY MIFANDRAY TSARA @ OLONA MANODIDINA AZY.
MISY MAMAN MANANA ZANAKA TOY IOZANY VE ? IANGAVIAKO MBA HANAO PARTAGE AMIKO AZAFADY FA SAHIRANA BE NY SAINAY MIVADY AMIN'NY ZAY TOKONY HATAO.
MISAOTRA

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona vaovao 2019.

Mba saika hanontany nge azafady raha misy mahalala ny momba ity resaka mère porteuse sy don d'ovocyte eto amin-tsika ity e. Toy izao mantsy ny zavatra hitako tao amin'ny forum/sujet FIV Rakotobe moov.mg :

05/10/2018 11:55 #14
Par : Kanto! bjr !! za ra tena te ahazo resultat dia ao amn DR Jea
bjr!! ao amini DR Jean Noel mandeh raha te ahazo resultat mahapo!! efa nanao donneuse dovule sy mere porteuse tao ah (FIV) fa reussi daholo!! tsisy atahorana sady mahazoo traitement tsra!

[Antsoina] - Aiza kay ry reto no misy mpanao calendrier personnalisé sady tsara kalitao nefa mb azoazo ny vidiny ! Mb toroy reto fa ilaina maika a

[Micha] - S'il vous plait les filles, decrivez en commentaire vos tendances pour 2019!!! Citez tous :D

Pages